image du Christ!

21. rakaroka ( 07/03/2008 13:57)
ka na manomboka any amin'ny boky voalohany, ny Genesisy ka hatrany amin'ny boky farany, ny Fanambaràna dia Jesosy avokoa no ambara ao...:)


Araka ny ny fijerinao;fihevitrao manokana sy ireo groupenareo io: izay no "angle" hitarafanareo azy eo amin'ny position ahitanareo, fa tsy iombonan'ny fijery rehetra satria na ny Témoin de Jehovah izay mampiasa baiboly mitovy ihany aza dia tsy toa izany no fanambaran-drizareo.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0068