Ny tenin'Atra dia fanafody manasitrana ny aretina

21. Randria2007 ( 02/03/2008 14:42)
Mahandrasa kely aloha fa amin'ny volana oktobra iray manontolo dia lohahevitra hovoaboasan'ny FJKM io hoe "Manasitrana ny Tenin'Andriamanitra" Occasion handehanana any ampiangonana (FJKM aloha e!)io amin'ny Oktobra io e!Mandrapihaona indray.
:idea::idea::idea::idea:
22. yonikafopl ( 02/03/2008 15:02)
Randria :roll::roll::roll::roll::roll::-w:-w:-w
23. ikaretsaka ( 02/03/2008 18:49)
mamaly ilay lazain-drandria2007
fijo:

izay fandraisana antendrony izay ihany no mahatonga ny sasany tsy hety hampiasa fanafody fa tandremo



24. yonikafopl ( 04/03/2008 08:14)
ika nena ndray le we occasion handehanana any ampiangonana no naha :roll::roll: ana
25. ikaretsaka ( 05/03/2008 02:33)
nena le hoe misy mi testify sy hoe olona lasa mandray azy hoe lasa fanaovana mazii le izy no naha :roll:
ana


26. niryna ( 05/03/2008 06:01)
Randria2007:

Mahandrasa kely aloha fa amin'ny volana oktobra iray manontolo dia lohahevitra hovoaboasan'ny FJKM io hoe "Manasitrana ny Tenin'Andriamanitra" Occasion handehanana any ampiangonana (FJKM aloha e!)io amin'ny Oktobra io e!Mandrapihaona indray.
:idea::idea::idea::idea:

Hay ve e,mba hilazao vaovao izahay fa toa mahafinaritra izy izany.Eny e,ny tenin'Atra dia manasitra ara nofo, ara panahy ho an'ireo izay mino Azy,ary firifiry moa ireo fahagagana nomen'Atra antsika na dia ny rivotra mitsoka kanefa tsy hita aza dia efa fahagagana izany ary na dia ny zaza vao teraka aza dia ahitana fahagagana avokoa saingy ny sasany minia mikimpy

27. niryna ( 05/03/2008 06:03)
ikaretsaka:

mamaly ilay lazain-drandria2007
fijo:

izay fandraisana antendrony izay ihany no mahatonga ny sasany tsy hety hampiasa fanafody fa tandremo






tsy maninona izany raha izay no fahafantaranareo mirahalahy azy ka,tsy omeko tsiny raha tsy mahafantatra ny fanafody manasitra omen'Atra antsika avy aza hianareo
28. niryna ( 05/03/2008 06:06)
yonikafopl:

ika nena ndray le we occasion handehanana any ampiangonana no naha :roll::roll: ana

maka fanafody hanampiana ny fanahy .Ary midera an'Atra indrindra indrindra fa tsara izy,miaraka amin'ny mpiara mivavaka ao amin'ny tompo ary miaraka mifampivavaka sy mifanohina.Samy maka fanafody avy ary na dia hoe tsy tiako ny mandeha any am-piangonana hoy ny sasany fa be mpihatsaravelatsihy any,matoa izy mandeha any dia mila hanova ilay toetrany izy.Ary raha nomena fanafody kanefa tsy ampiasaina dia mitovy ny tsy mandeha ihany .

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.08