Malaza ho tia fihavanana ny malagasy nefa...
21. ikaretsaka
(
19/02/2008 19:02)
malaza ho tia fihavanana ny gasy fa rehefa misy hevitra tsy mitovy kosa dia tsy heo "nohon'ny maha mpihavana antsika" dia ny hevitrao (na hanapotika aza dia ekeko)
satria malaza ho manana hazon-damosina koa ny gasy izao....

22. rastafarai
(
20/02/2008 01:36)
Samy manana ny vavaka ataony na samy Gasy aza ry namana!Anjaran'Andriamanitra no mandray ze tiany raisina araka ny fomba fitsarany irery ihany.
Tsy d marina aza io amiko satria ny gasy koa malaza manompo sampy...Diniho d tsakotsakoy zay hevitro zay fa betsaka koa ny fomba fanompoana zavatra hafa na razana mbola misy any Dago @ zao tsika miteny zao:D
Ny fady isan-karazany eny fa na d @ sakafo aza.
Ny tsara angamba d: na mivavaka d avela ny fomban-drazana na d"tsy hita aza ze naharatsy azy",na manohy ny lovan-tsofina sy fanompona razana d avela ny maha kristianina fa ra mbola "vavaka mihambahamba" d sady tsy @ atsy no tsy @ eroa!
Zay no antony mbola tsy mahatafavoaka ny firenentsika hatramin'izao satria hafa ny lazain'ny vava nefa hafa ny ataon'ny tanana.
"Ny finoanao no hahavonjy anao":wink:

23. ni81
(
20/02/2008 09:33)
Tsy dia azoko loatra izay tian'i rastafarai ambara eto. Asa na izaho no tsy mahay mandray ilay izy na tsia! Ny tiako ho tenenina mantsy dia ireo gasy sasany mbola mitsikera ny firazanan'ny hafa (toy izay hitako ao @ serasera gasy hafa).
25. antigone
(
20/02/2008 14:20)
rastafarai:
Samy manana ny vavaka ataony na samy Gasy aza ry namana!Anjaran'Andriamanitra no mandray ze tiany raisina araka ny fomba fitsarany irery ihany.
Tsy d marina aza io amiko satria ny gasy koa malaza manompo sampy...Diniho d tsakotsakoy zay hevitro zay fa betsaka koa ny fomba fanompoana zavatra hafa na razana mbola misy any Dago @ zao tsika miteny zao:D
Ny fady isan-karazany eny fa na d @ sakafo aza.
Ny tsara angamba d: na mivavaka d avela ny fomban-drazana na d"tsy hita aza ze naharatsy azy",na manohy ny lovan-tsofina sy fanompona razana d avela ny maha kristianina fa ra mbola "vavaka mihambahamba" d sady tsy @ atsy no tsy @ eroa!
Zay no antony mbola tsy mahatafavoaka ny firenentsika hatramin'izao satria hafa ny lazain'ny vava nefa hafa ny ataon'ny tanana.
"Ny finoanao no hahavonjy anao":wink:
aza Tonga De Miakatra klou C fa fihavanana le izy né ehhh:lol:
29. xxx
(
21/02/2008 06:13)
mody hoe tia fihavanana fa tena manao kibay an-kelika foana ny gasy(l):arrow:miandry ankodimirana:twisted::twisted:ary ny tsindrio fa lavo manginy fotsiny:-D:-D:-Dmiampy ny vaindrahalahy tsy maharary:evil::evil:raha ho faty aho matesa rahavana moa mandeha ho azy:D:D:Dmiampy ny zezika vita @ latsalatsa sy esoeso ary akory izay=))=))=))^:^^:^^:^
30. ni81
(
21/02/2008 07:05)
mody hoe tia fihavanana fa tena manao kibay an-kelika foana ny gasymiandry ankodimiranaary ny tsindrio fa lavo manginy fotsinymiampy ny vaindrahalahy tsy mahararyraha ho faty aho matesa rahavana moa mandeha ho azymiampy ny zezika vita @ latsalatsa sy esoeso ary akory izay
Misy fahamarinany io, satria tadidiko, nisy ankizy izay zanaky ny mpiray tanàna aminay nikohaka be mihitsy, dia tamy izay rangahy zay niresaka tamin'ilay reniny hoe: ampiasao ny seva lahikely dia ataovy toy izao; aza lazaina @ olona fa mba secret antsika a:!: Dia maninona no afenina anefa raha mba mahasoa ny hafa:!: