Mitady mpihira evanjelika
1. delamasiso
(
17/02/2008 21:32)
Sao dia mahafantatra mpihira aram-pilazantsara hanao tournée aty France @ mois d'octobre ianareo? Mba omeo ahy ny contact-ny raha misy. Misaotra betsaka.
novalian'i Lejoba ny 16/07/2008 09:16
2. rpetit
(
18/02/2008 06:05)
Bonjour,
Manana mpihira evanjelika izahay afaka manao tourné any france MOIS D'octobre 2008
contact 032.44.310.11 Mr Mparany
ou 034.01.648.13 mr Toavina
Adresse lot IDH 52 MERIMANDROSO ITAOSY
MADAGASCAR
Manana mpihira evanjelika izahay afaka manao tourné any france MOIS D'octobre 2008
contact 032.44.310.11 Mr Mparany
ou 034.01.648.13 mr Toavina
Adresse lot IDH 52 MERIMANDROSO ITAOSY
MADAGASCAR
5. Lejoba
(
16/07/2008 09:16)
Iantohy ny avion sy ny hebergement dia ho azonao izay tadiavinao. Ianao indray aza no tsy haharaka
