Thecla na Thecle

21. fijo ( 21/02/2008 21:52)
fanahinian akoa io,satria te hanjaka tokana ny lahy
22. ikaretsaka ( 21/02/2008 22:58)
resaka kolontsaina tokoa io t@ izany
23. soanja ( 22/02/2008 04:36)
fijo:

fanahinian akoa io,satria te hanjaka tokana ny lahy


Izay hitako tsy maninona mihitsy raha hainy ny mampita izany amin'ny sain'ny vehivavy. Ny olana dia tsy dia smart loatra ny lehilahy rehefa hanambaka vehivavy ka tratra foana rehefa tahak'izany. :)


24. ikaretsaka ( 22/02/2008 16:47)
raha vao fanambakana na lahy na vavy dia tratra foana rehefa tsy rariny ka:-D
na ho ela na ho haingana
25. fijo ( 22/02/2008 22:18)
aza tratra izany fa manaova
26. soanja ( 24/02/2008 22:19)
Ny lahy no lohan'ny vavy saingy kosa tsy voatery hanambaka le lahy vao hahazo izany toerana izany.

Raha tsy izay de tsindiriana izay azo tsindriana, mbola midrikina dia tapahako izay azo tapahana eny aminy. Just joking!:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0785