Soprano sy Blacko manasoketa an'i Madagasikara !!!

1. ronaldo09 ( 14/02/2008 12:18)
Ferme les yeux et imagines-toi .......
Imagine Madagascar et ses montagnes d’ordures
Imagine tes 8 ans et tes pieds sans chaussures
Imagine tes mains dans les détritus
Ahoana moa no fomba ahafahan'ireo alikalahy roa ireo manasoketa ny firenentsika hoatr'izany ,i Soprano dia Komorianina ary ny Komorianina dia isika dago no manentsina ny vavany sy mamelona azy maninona tsy ny montagnes d'ordures any aminy no lazainy fa mamorona sy manaratsy firenen'olona hoatrizany !!!
Ary mba aiza ianareo Gasy ao France no tsy mametraka fitoriana ho an'ireto alikalahy sasatry ny miaiana ireto !! Za aloha dia kivy momba io hira io satria raha olona iray no soketaina dia tsy olana fa firenena manana ny maha izy azy hoatra an'i Dago !!!
Mietseha nareo diaspora any France!!!
2. rush ( 14/02/2008 12:57)
mba tsy rariny koa zany a!aiza no ahitàna ny adressen'reo fa ataotsika reo,misaotra zay mamaly ,
3. xxx ( 14/02/2008 13:16)
Ary izaho nahare io hira io in-2 t@ radio t@ alahady maraina dia gaga be , fa tsy haiko hoe komoriana kay ilay mihira

betsaka ange ny komoriana ange jaloux amintsika e, izaho nanana mpiara-miasa komoriana izay taloha, vao niditra t@ ilay toeram-piasana voalohany aho dia nangarika be ilery, dia tantarainy @ vazaha rehetra hoe ireo gasy ireo ange ka "racistes" entre eux e

En même temps, misy chauffeur taxi izay niteny taminay hoe "ary misy gasy", rehefa tena nozohina kay komoriana ilay olona dia lazainy fa gasy izy :-)
4. ronaldo09 ( 14/02/2008 13:29)
Za aloha 4 ans lasa izay tena nilako komoriana satria nianatra nikritika an'i Madagasikara ledala de nataoko naratra mihitsy !!!
Ka mody i Blacko anie no mihira fa ilay amboalahy soprano no nanoratra an'ilay hira e!!!
5. ikaretsaka ( 14/02/2008 14:27)
k any tena mampihomehy mampalahelo amin-dry zalahy dakoma rehefa misy tombotsoa ilainy ny gasy dia hoe Gasy hono izy sady mody hoe (ireeeeo gasy ireo aaaaaaaan) ... de rehefa misy tsy ilainy azy de tsy gasy indray hono izy..
6. Ralay ( 14/02/2008 16:14)
ronaldo09>Tsy anjaran'ny vahoaka no mitory azy @izany fa ao ny ministeran'ny zavakanto fa matoa izy tsy manakana ny fandefasana izany hira izany dia misy antony ao.
Mba andefaso lien izay azahoana mihaino izany hira izany aloha eto raha azo atao.
7. majakely ( 14/02/2008 20:26)
:)tsy maninona izany ,tokony ampisehotsika azy ny mifanohitra amizay ,tokony hiezaka tsika mba tsy ho FOANA tanteraka ny immagination any fa sty hoe ndeh ndray hitory azy ,,nareo koooo!!!!
8. majakely ( 14/02/2008 20:27)
¨mba ho FOANA manko eeee oupsssss
9. fijo ( 14/02/2008 21:43)
tsy tia gasy nefa na ny hira malaza any aminy aza hira gasy.aiza no manafatra sakafo tsy avy ao mada,ary mba inona hono no fandrosoana misy ao komoro??????
10. ikaretsaka ( 14/02/2008 21:56)
io hoa no mampihomehy mampalahelo amin-dry zalahy ireo...
rehefa otrptr'zay de oui ze suit gasy (na dakoma aza)
fa rehefa avy eo (a ba les gasy)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2267