Henri Salvador

1. ari.malala ( 14/02/2008 08:30)
Nodimandry omaly teo @ faha 90taonany i Henri Salvador, mpihira frantsay nanana ny nahaizy azy. mpihiran ny Une chanson douce, Zorro est arrivé, Le lyon est mort ce soir, le travail c'est la santé.

Mirary fiononana feno hoan'ny mpankafy sy ny artista namany rehetra, mandria ampiadanana Henri Salvador. Ny tenany no lasa fa ny sangan'asany mijanona ho mandrakizay
novalian'i ainaheri ny 15/02/2008 05:16
2. Samoana ( 14/02/2008 15:14)
ari./ Mpankafy tsipy kanetibe koa izy io ary na izy efa antitrabe io aza.Rehefa mifanena na mikatroka aminy dia tsy mitsikanikany mafy toy ny fanaony ireny izy fa sérieux be:-D.
Ireto misy fomba fiteniny mikasika ny kanetibe:

"Pour garder vos jambes de vingt ans, pratiquez le jeu de boule provençal."

"Le secret de ma forme, sont les boules."

"C'est vrai, je préfère jouer aux boules que travailler... Mais ce que les gens ne savent pas, c'est que pendant que je joue aux boules, je compose."

"Je frappe, donc j'existe."

"Hommes d'affaires et meneurs de foule / Travaillent à en perdre la boule / Et meurent d'une maladie de coeur / C'est très rare chez les pétanqueurs."
(nosinganina t@ hirany iray ity farany ity:wink:)
Salut l'artiste^:^

3. ikaretsaka ( 14/02/2008 15:38)
ny ahy kao dia tsipy kanetibe sy hatsikana no nahalalako an'i henri salvador
4. ainaheri ( 15/02/2008 05:16)
Ary ilay " maladie d'amour,... "ko nga adinonareo humm
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.048