Fotodrafitrasa hono e!!

1. notron ( 14/02/2008 06:14)
Nitsidika ny tanànan'Ambohitsihita ny Filoha iray ka namantana avy hatrany t@ sekoly iray. Nametraka fanontaniana ny mpampianatra hoe: Milazà teny iray manomboka @ "a".
Tsy naharitra ny filoha ka nibitsibitsika t@ Naivokely hoe : "Aorta"
Taita Naivokely ka nanao hoe: tsy "a" tompoko no voalohan'izany fa "y".
Hay ve hoy ny mpanome sopapa sady notohizany hoe "aboara" zany mety.
Tapatsinay ny iray kilasy ka nivoaka haingana ilay mpanome sopapa ka niantsi teknisiana indray ka toy izao ny resany:
- Hisy fotodrafitrasa lehibe hatao eto ka ity no drafitra ary io nosorataka hoe "La pont" io no hatao.
- Azafady presida fa "La pont" no izy fa tsy "Le pont".
- Tsy raharahako izany fa na "Le pont" na "La pont" dia "Tatezana" foana io!
- Eny tompoko!!!!.=))
novalian'i mmmhh ny 23/02/2008 06:52
2. veromahefa ( 14/02/2008 09:19)
:-D:-D film efa nandeha tany am web hafa zany !
3. jemimah ( 14/02/2008 10:10)
veromahefa; aza peponao kosa izy fa zay zao vao maharaka lay film ianao no efa naharaka dia mangina fotsiny fa tsy ilaina manapepo olona eo
4. veromahefa ( 15/02/2008 10:11)
:-D:-D:-D zany nga manapepo? za ary mbola hitanao fa mihomehy io koh!:-D:-D:-D:-P
5. notron ( 16/02/2008 05:28)
veromahefa> tena nisy nampiasa zany ny blagin'ny bandy raha izany kouuuu!
Nefa omeo sopapa ihany le bandy hoe .www.web.hafa ve le izy fa tsy mety tafiditra ny tenanay!!!??
:-w:-w
6. tslem ( 16/02/2008 15:14)
Tsy rohy hafa fa teto ihany kah

http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m477b559ad7222
7. tsiambaratelo ( 20/02/2008 20:16)
Tsy ratsy kosa klou é!De lay filoha kosa aza mba nanomé sopapa!
8. tsiambaratelo ( 20/02/2008 20:18)
Tsy ratsy kosa klou é!De lay filoha kosa aza mba nanomé sopapa!
9. tsiambaratelo ( 20/02/2008 20:19)
Tsy ratsy kosa klou é!De lay filoha kosa aza mba nanomé sopapa!
10. mmmhh ( 23/02/2008 06:52)
:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2141