La conspiration des prêtres et pasteurs en Afrique
42. ikaretsaka
(
15/02/2008 00:32)
fiangonana nifona t@ resaka croisades ohatra.. hitan'ialahy i JP@ nanao fifonana zao taty aoriana.. sns...
za mino fa misy fifonana sy hisy amin'ireo tsy mety sy tsy nety ka.
efa repare-na aloha ny tsy nety.. fa ho avy ny fotoana
za mino fa misy fifonana sy hisy amin'ireo tsy mety sy tsy nety ka.
efa repare-na aloha ny tsy nety.. fa ho avy ny fotoana
43. rakapy
(
15/02/2008 01:17)
Efa generations maro no vizana sy voalemy saina ary voaroba vao mody mifona??? come on!!!
44. LazaDaddy
(
15/02/2008 02:10)
rakapy> ianao ihany anie no mampianatra an'ireo "goal" an'izany e :). Hany ka nianaran'ny loham-piangonana tany anaty taxi be anareo koa ilay f'ika f'ika hoe: "sady manitsaka no manao azafady" :)
45. ikaretsaka
(
15/02/2008 03:42)
rakapy:
Efa generations maro no vizana sy voalemy saina ary voaroba vao mody mifona??? come on!!!
au moins izy mba nanaiky letsy a..nohon'ny tsy mifona.. mebotara ke zameh ho'zy ny komorianina
46. rakapy
(
15/02/2008 04:20)
Dia faly ianareo fa nifona izy? dia inona no mba ho hataony aminareo ho fanoerana ny hadisoana vitany? Sa dia hoe vitanay matavy nareo fa dia mifona izahay? efa azonay sy vitanay izay nilaina de mifona izahay? Aza alaina aminay intsony izay efa azonay taminareo .@ manaraka raha mbola misy tianay ho alaina aminareo dia halainay ihany fa hifona ihany izahay rehefa avy eo=))=))=))=))=))
47. LazaDaddy
(
15/02/2008 04:24)
rakapy>
Hany ka nianaran'ny loham-piangonana tany anaty taxi be anareo koa ilay f'ika f'ika hoe: "sady manitsaka no manao azafady"
50. rakapy
(
15/02/2008 04:28)
zay manko faly natao azafady:-D:-D:-D fa mbola ho voadaka am manaraka:-D:-D:-D:-D
51. ikaretsaka
(
15/02/2008 04:34)
ie.. satria tsy hanitsaka intsony..
raha sady manitsaka manko no manao dia mbola manitsaka izay
raha manitsaka no tsy manao azafady vao mainka pire...
ohatran'ireny sekta vanj'alika manitsaka ny maha olona sy mahatonga ny olona tsy tonga saina intsony @ ataony ireny fa :^):^):^) ireny izao sady manitsaka no mbola hanitsaka no tsy manao azafady fa vao mainka hoe hitsao lety fa io fa vendrana fa ny ampaosiny no avoakany rehefa allaoviko amin'ny saokany 9hozy ilay pasitera)

52. LazaDaddy
(
15/02/2008 04:38)
sao dia misy olona novetavetaina pasitera ary tato fony kely fa toa tsy adinony mandra-maty izao pasitera izao =))=))=))
53. ikaretsaka
(
15/02/2008 04:40)
ianao izao anisan'ilay voavetavetan'i pasitera ara-pinoana teny ampitoritoriana teny saingy tsy fanattrao satria mbola nirvana be ianao izao
miandryanao hahafantatra azy dia tsy hanadino azy mandrakizay ianao..
wait and see
miandryanao hahafantatra azy dia tsy hanadino azy mandrakizay ianao..
wait and see
54. rakapy
(
15/02/2008 04:41)
Ka ilay fiangonana lehibe efa voky de mody hendry hoe azafady ry Afrika sy Amerika latina fa efa vtanay matavy nareo. :{:{:{:{
55. ikaretsaka
(
15/02/2008 04:42)
mbola milamina be izao fa tsy mbola tonga @ ilay "firifiry moa ny piasan'i dada"
56. LazaDaddy
(
15/02/2008 04:47)
rakapy> rehefa voky izy izany dia mipetraka aloha fa rehefa avy mandevi-kanina atsipiny any aminao ilay zavatra mamofopofona iny =))=))
58. ikaretsaka
(
15/02/2008 14:09)
rakapy> aleo miteny heo azafady fa vitanay matavy nareo toy izay miala zigla any dia tsy miaiky heloka koa
misy le olona sasany efa lasa ny 1/10 pananana, efa mitady ho voaroaka amin'ny asa fa mbola lany andro fa mila mandeha tsiroaroa manisa isa amin'ny fitetezantrano!
fa tairo ihany ho'zy le lehibeny.. dia ireny tokoa ry:^):^):^) fa lasa foana

60. rrgmt
(
16/02/2008 21:40)
Ny fivavahana ratsy noho izy lasa organisé-n'ny olombelona, fa ataony fitaovany arak'izay tiany, na mifanohitra main'ny fahamarinan'ny Baiboly aza, fa ny firaisana amin'Andriamanitra amin'ny alalan'i Jesoa Kristy mivantana, tsy misy Maria, na olo-masina,..... no tsara satria hany antoka hahazoana famelan-keloka sy fiainana mandrakizay.!!!!!!:)