La conspiration des prêtres et pasteurs en Afrique

21. piste ( 14/02/2008 18:25)
Efa nilaza hoe, aza généraliser-na ny cas. Mba jereo ireo ady nataon'ireo Misionera tany Amerique latine niady t@ mpanani-bohitra sy ireo colonisateurs. Jereo ny film The Mission.
Mba objectif rehefa manao fanadihadiana.
22. rabilabila ( 14/02/2008 19:16)
Afaka mamorona koa aho dia ny mifanohitra @ io no alefako




Jereo ny film The Mission


Fehiny : samy miaro ny rambony tsy ho tapaka!!

Inona no part d'objectivité ao anatin'ilay "alter info" ,dia inona no part d'objectivité ao anatin'ilay flim "Mission" .Ireo angamba no fanontaniana tokony hapetraka .
23. ikaretsaka ( 14/02/2008 20:08)
Inona no part d'objectivité ao anatin'ilay "alter info" ,dia inona no part d'objectivité ao anatin'ilay flim "Mission" .Ireo angamba no fanontaniana tokony hapetraka .

@ le mission dia tantaran'ireo zezoita izay tsy nanaiky ny hampiasain'ny fanjakana espaniola azy ireo ho fitaovana enti manjanaka , noho ny hitany hoe mitady atao fitaovana izy ireo dia izy ireo aza no nanampy ny amerindiens hanohitra ny mpanjanaka ..
24. LazaDaddy ( 14/02/2008 20:14)
rabilabila> ny anao kosa omenao aloha ny valina izay vao apetrakao ilay fanontaniana =))
rabilabila:
Inona no part d'objectivité ao anatin'ilay "alter info" ,dia inona no part d'objectivité ao anatin'ilay flim "Mission" .Ireo angamba no fanontaniana tokony hapetraka .
ito ny valiny:
rabilabila:
samy miaro ny rambony tsy ho tapaka!!
25. ikaretsaka ( 14/02/2008 20:17)
favalin'ny fanontaniana hafa io fa io indray laza fa mi interprete alohan'ny pete
26. LazaDaddy ( 14/02/2008 20:31)
ka io koa no valin'ilay faonotaniany ka :)
Inona no part d'objectivité ao anatin'ilay "alter info" ,dia inona no part d'objectivité ao anatin'ilay flim "Mission"
samy miaro ny rambony tsy ho tapaka!!
27. ikaretsaka ( 14/02/2008 20:32)
efa niteny an'io izy vao nametraka fanontaniana ka...
fa tsy nametraka fanontaniana izy vao niteny ny valiny..
izany hoe zavatra hafa alohan'ny fanontaniana io
28. LazaDaddy ( 14/02/2008 20:34)
fa mahavaly ilay fanontaniana napetrany taty aoriana koa io...io no hamaliako azy :)
samy miaro ny rambony tsy ho tapaka!!
29. ikaretsaka ( 14/02/2008 20:37)
mba raisonement koa izany an'i LD izany..

raha sendra miteny aho ve hoe manga de avy eo aho manotany hoe inona ny lokon'ny lanitra de tonga de lazaina heo efa nolazaiko teo ny valiny?

duh!:roll:
30. LazaDaddy ( 14/02/2008 20:38)
ikaretsaka:
raha sendra miteny aho ve hoe manga de avy eo aho manotany hoe inona ny lokon'ny lanitra de tonga de lazaina heo efa nolazaiko teo ny valiny?
Eny :)
31. ikaretsaka ( 14/02/2008 20:42)
ka raha manga dessert na manga olomanga na voromanga no resaka talohan'ilay fanontaniana de ahoana???8O
moa raha couvert ny lanitra na menafify ohatran'ilay nolazain'i fijo anikeheo dia ahoana?

mba alefaso lavitar hoe le fisainana.. dia manaraha rafitra sy lojika fa tsy interpretena aby @ ze tiatiana sy izay metimety @ saina ihany
32. LazaDaddy ( 14/02/2008 20:44)
ikaretsaka> ka eto ilay valiny dia mitombona tsara:
samy miaro ny rambony tsy ho tapaka!!
33. rabilabila ( 14/02/2008 20:46)
Ka izay indrindra mantsy !!!

Tsy azo hampitahaina akory ireo zavatra roa ireo satria ny iray \" discours \"notanterin\'ny mpanao gazety ,ny iray flim ( misy part romancé , misy part recit ,misy part réalité ).

Ny olana kely mipetraka hatramin\'izao fotsiny dia inona no nanjo an\'ireo zezoita tamin\'izany eo anivon\'ny hierarchie katolika ? Inona no manjo an\'ireo piretra adeptes @ théologies de la Libération ?

Ny tantara dia nanambara ny fanenjehana azy ireo ( herétiques ,excommuniés .........assassinés aza indraindray ) fa naleon\'ny hierarchie nomba ireo nanaiky ny lalànan\'ny fanjanahana ,na koa ireo matanjaka ara-toekarena :ny ohatra mivandravandra Argentine sy Pinochet raha any Amerika atsimo , ireo tao Espagne tamin\'ny andron\'i Franco ,ireo nanampy ny Jiosy ,Homo ,Tziganes ,tany Allemagne ,ireo nitsipaka an\'i Mussolini sy Salazar.......
Aza adino fa i Ratzinger vao haingana no nanao béatification-n\'ireo relijiosy tao Espagne ireo (ary comme par hasard ireo nanampy ny front populaire ka maty dia tsy nahazo izay honneur izay ).............
Inona no lesona azo tsoahina amin\'ireo tantara ireo?Any angamba hoy aho no tian\'i Lagoon aseho tamin\'ny nandefasany an\'io rohy io .Ka raha te-hiresaka \"objectivité\" isika dia jerena daholo ny tantara.
34. rabilabila ( 14/02/2008 20:53)
Miaro ny rambony tsy ho tapaka => subjectivité , donky tsy valin'ny fanontaniako akory io ry Laza a!!:)

Ny fanontaniana napetrako dia hoe aiza ilay objectivité = fijerena amin'ny saina tsy miangatra
35. LazaDaddy ( 14/02/2008 20:55)
rabilabila> kanefa tantara efa miangatra no ezahinao jerena amin'ny saina tsy miangatra =))
36. ikaretsaka ( 14/02/2008 21:03)
valin'ilay eo ambony io
37. fijo ( 14/02/2008 22:47)
aokanareo ny lanitro manga an.

momba andranavalona,efa niteny teto izaho sy rabila fa io mpanjaka io dia niaro ny hanitra maha gasy azy,ary raha sanatria aza ka ny tenako no mpanjaka teo nanao toa azy koa aho.

ny zavatra ita matetika aloha dia momba ny matanjaka ny fiangonana.na protes io (ao angletera ohatra)na kato io,vatican sy ny politika erantany.tamin'ny nazi ,franco espagna argentina.

ary io tsy hoafaka fa mifandroy ao foana
38. ikaretsaka ( 14/02/2008 23:20)
fa misy foana anefa ny rebel rehefa hita fa tsy mandeha any @ ilay tena mission maha fiangonana azy ilay izy..
ny zezoita ohatra, ry theresa ohatra sns...
39. fijo ( 14/02/2008 23:37)
misy tokoa,saingy mampalahelo fa vitsy.ary ny ten amampalahelo,raha misongadina izay ezaka izay,dia mbola ilay fiangonana notoheriny ihany no mbola mahazo laza amin'izay asany izay.
40. ikaretsaka ( 14/02/2008 23:42)
tsy voatery ka.. misy ny tonga saian rehefa avy eo dia mi reconnaitre ilay erreur...
mety vetivety io mety eeeela
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0097