Ombay mitady ny firaketana andro malagasy

21. ikaretsaka ( 26/02/2008 16:13)
booboo> adaoro..... alamahady...... alakaosy...... asombola.. Esory Tany:wink:.. sns.....
22. soanja ( 27/02/2008 04:05)
Ireto avy ny filaharan'ny firaketan'andro Malagasy raha alahatra.

Alahamady, Adaoro, Adizaoza, Asorontany, Alahasaty, Asombola, Adimizana, Alakarabo, Alakaosy, Adijady, Adalo ary Alohotsy.

28 ny isan'ny andro ao anatin'io kalandrie io ary misy zoro , toerana ary fotoana mifandraika aminy avy koa.

Ka ny Avaratra Atsinanana no fiantombohany amin'ny Alahamady dia mitohy midina Adaoro ao Atsinanana afovoany , dia ny Adizaozy Atsinanana atsimo afovoany ary ny Asorotany no zoro manaraka sns ...

Koa raha io nomeko io dia tokony ho fantantsika ny datinandro androany. Alefa!!!
23. Ralipo ( 29/02/2008 08:54)
Hatreto aloha dia tena ankamantatra ho an'izay tsy mahafehy azy izy ity, ankotra io voalaza eo ambony io dia tsy misy hifandraisany amin'ny andro sy alina ny fivadihana volana iray fa amin'ny ny maha-tsinana ny volana, noho izany ny ora koa no tena mikaonty
24. Rasiligaoma ( 29/02/2008 09:16)
izay: ny an'ny Malagasy tsy Journalier fa lunaire no hijereny ny tetiandro
25. endrika01 ( 18/03/2008 17:50)
soanja:
Ireto avy ny filaharan\'ny firaketan\'andro Malagasy raha alahatra. Alahamady, Adaoro, Adizaoza, Asorontany, Alahasaty, Asombola, Adimizana, Alakarabo, Alakaosy, Adijady, Adalo ary Alohotsy. 28 ny isan\'ny andro ao anatin\'io kalandrie io ary misy zoro , toerana ary fotoana mifandraika aminy avy koa. Ka ny Avaratra Atsinanana no fiantombohany amin\'ny Alahamady dia mitohy midina Adaoro ao Atsinanana afovoany , dia ny Adizaozy Atsinanana atsimo afovoany ary ny Asorotany no zoro manaraka sns ... Koa raha io nomeko io dia tokony ho fantantsika ny datinandro androany. Alefa!!!
io firaketan\'andro malagasy io zany mitovy @an vazaha le we 12signes des zodiaques,toa samy 12 le izy.(Bélier,Taureau,Gémeaux,Cancer,Lion,Vierge,Balance,Scorpion,Sagittaire,Capricorne,Verseau,Poisson).
26. endrika01 ( 18/03/2008 17:51)
soanja:

Ireto avy ny filaharan'ny firaketan'andro Malagasy raha alahatra.

Alahamady, Adaoro, Adizaoza, Asorontany, Alahasaty, Asombola, Adimizana, Alakarabo, Alakaosy, Adijady, Adalo ary Alohotsy.

28 ny isan'ny andro ao anatin'io kalandrie io ary misy zoro , toerana ary fotoana mifandraika aminy avy koa.

Ka ny Avaratra Atsinanana no fiantombohany amin'ny Alahamady dia mitohy midina Adaoro ao Atsinanana afovoany , dia ny Adizaozy Atsinanana atsimo afovoany ary ny Asorotany no zoro manaraka sns ...

Koa raha io nomeko io dia tokony ho fantantsika ny datinandro androany. Alefa!!!

io firaketan'andro malagasy io zany mitovy @an vazaha le we 12signes des zodiaques,toa samy 12 le izy.(Bélier,Taureau,Gémeaux,Cancer,Lion,Vierge,Balance,Scorpion,Sagittaire,Capricorne,Verseau,Poisson).
27. endrika01 ( 18/03/2008 17:52)

28. endrika01 ( 18/03/2008 17:53)

29. soanja ( 19/03/2008 00:46)
Io firaketan'andro io dia niainga tamin'ny firaketan'andron'ny Arabo.

Sarotra be ny mikaonty an'io satria miainga hatrany amin'ny fisokatry ny volana sy ny kintana eny amin'ny habakabaka ny fikotiana azy ary 28 ihany no isan'ny andro ao anaty volana iray.

Tsy mahay mamaky signes zodiaques aho ka tsy arako ny fitoviany saingy kosa ny tononandro rehetra dia misy dikany avokoa amin'ny Malagasy.

Afaka mamantatra ny momba anao ianao raha te hahalala akaiky izany fa ny olana fotsiny dia mety tsy hoe tena hifandraika tanteraka amin'ny tena izy satria raha teraka ny zaza iray dia jerena ny fipetraky ny volana sy ny kintana ary ny tononandro vao afaka hilaza momba ilay zaza ny Malagasy iray afaka mamantatra ny momba ny olona iray.

Mazotoa mikaroka ny momba antsika.

30. endrika01 ( 17/04/2008 11:00)
fa refa teraka volana inona 'zany ny zaza no lazaina fa teraka ALAKAOSY?
toa raha ny siosion-dresaka henoko dia hoe mahery vintana ny zaza
teraka Alakaosy,nefa toa haratsin'ny sasanyihany koa.taloha koa
dia mitantara ireo Dadabe anay fa ny zaza teraka Alakaosy t@ zany andro zany,
dia apetraka eo @ valan'omby,le varavarana fidiran'ny omby iny,dia refa tsy
voahitsaka ny omby dia tsara vintana.
31. tsiambaratelo ( 09/09/2008 15:55)
soanja:
Nahita valiny ihany ve ianao sa mbola mitady? Raha nahita anie azafady dia mba zarao. Afaka manome ny ambangovangony momba ny fanisan\'andro Malagasy aho ary ahoana ny fiantraikany amin\'ny fiainana. Teneno aho raha mahaliana anao izany. Misaotra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1571