beso

1. simplex ( 13/02/2008 11:38)

In ny fika hahatonga ny feo ho beso tsara ee.:)

Ohatra hoe mahatratra lanitra mangamanga ohatra? :P
2. comptezo ( 13/02/2008 15:09)
Mifoha sigara:"news"na "gauloises" na "Marlboro"eh=))=))=))=))=)).Reo manko mavesatrao^o
3. simplex ( 13/02/2008 17:37)

:D:D:D
tsisy fika tsy mifoka nga le :)
4. Naso ( 13/02/2008 18:55)
manaova exercice vocal fon isanandro
5. mignone ( 13/02/2008 19:09)
mihinana aviavy ry simplex aa ! dia tsy misotro ronono :-P
6. rajoelina ( 13/02/2008 21:30)
beso = ba, kiss :*

oh: omeko beso eo enao ah!= omeko kiss eo enao ah!

simplex:
In ny fika hahatonga ny feo ho beso tsara ee.

tena tsy azoko maintsy kle, na dia naveriko novakiana impitopolo aza:-D

Mba hazavao leisy le beso tiany elah holazaina ah!!

;-)


7. penina ( 13/02/2008 22:17)
hahaha

rajoelina misenina


ny henoko ndray dia mihinana vaoniny:°)
8. Rasiligaoma ( 14/02/2008 05:43)
simp: mihinana aviavy, mihinana testiculen'omby sy soucril, mifoka sigara.
dia manao exercice de respiration sy souffle

salmo: teny gasy io


9. simplex ( 14/02/2008 11:01)

Le exercice no poinsa ndrindra fa otran'ny tsy mandaitra kle :) rahoviana vao hitsako an'i Salala :lol::lol:

sitl,
mety tsy ampy ve le efa ao? :roll::°):-D:-D

rasiligoma,
ary za kou vao namaky d nieritreritra hoe tena poinsa salmo zany fomba firesaka zany kle :)

dikany:
misy hevitra ahafahana manabe feo ve ka ho lasa ambanimbany kokoa ny bass :P
10. ikaretsaka ( 14/02/2008 13:48)
mampiasa micro letsy de asiana vocoder an de ampidinina le izy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2649