fomba fanadinoina
21. ainaheri
(
10/02/2008 13:24)
[b]Araka ny fahafantarako azy to mampiresaka xxxx,mivadibadika ny zvtr lazainy
22. ainaheri
(
10/02/2008 13:25)
Araka ny fahafantarako azy to mampiresaka xxxx,mivadibadika ny zvtr lazainy
23. tess
(
10/02/2008 14:28)
aza forcéna hadinoina izany raha izany sy izay ny fandehany fa aleo ho tonga ho azy ny fanadinoina am andro tsy hieritreretana azy tsony e!
ela ny ela ve refa hitanao fa tsy ilaina tsony ny mieritreritra azy dia hadino ho azy izy.....
miainà am zava-misy !
ela ny ela ve refa hitanao fa tsy ilaina tsony ny mieritreritra azy dia hadino ho azy izy.....
miainà am zava-misy !
25. ikaretsaka
(
10/02/2008 16:43)
Kapistra:
Fantaro tsara aloha ilay fitiavana e!
fa misy mantsy ilay fitiavana tsy tena izy fa mamitaka io ilay hoe fitia "heros".Fa ilay fitia "agape" no tena izy e! .
Hanontanio i Razoky Eddie
fa izy mahay tsara an'io, raha mila fanampiana ianao .
Ny tena vaha-olana mahomby dia ny mihaino tori-teny sy hira masina betsaka,fa hamelombelona ny fanahinao ireny e!olana aram-panahy mantsy io fitiavana io .
ny nanaovako an-drazoky eddie de hoe avotra ve ny fianakavianao ?
27. Kwasi
(
14/02/2008 15:20)
Maka taratasy fotsy.
Soraty en majuscule ny anarany.
Dia diniho sy eritrereto eo izay momba azy sy izay tena tsy hadinonao aminy.
Akimpio ny maso dia tohizo hatrany ny fandinihanana sy ny vinavina.
Alaivo sary an-tsaina izao zavatra izao: apetraho eo ambonin'ilay taratasy ny fahatsiarovana azy. Aforiporeto ilay taratasy , na dory.
Ahirato @ izay ny maso, dia aforiporeto ilay taratasy na dory.
Atao isa'andro ireo. Alohan'ny hatory ohatra.
Ho hitanao ny vokany afaka herinandro.
Mazotoa

29. hassinah
(
25/02/2008 14:40)
fomba fanadinoina ve? tsotra ftsny atovy ze asambatra ano @ le olona liarak aminao zao! eny e! na tsy tinao aza izy an! reny olona tsy tina à voloany reny iany anie no lasa tina be e! ka tsotra zany ry xxx an! refa sambatra enao adinonao izy fa aza adino fa ny tany nie miodina fona e! so de lany andro manadino bandy ray eo de tsy afaka mifaly manao fiainana hafa(l):lol::-D
30. ikaretsaka
(
26/02/2008 00:33)
Kwasi:
Maka taratasy fotsy.
Soraty en majuscule ny anarany.
Dia diniho sy eritrereto eo izay momba azy sy izay tena tsy hadinonao aminy.
Akimpio ny maso dia tohizo hatrany ny fandinihanana sy ny vinavina.
Alaivo sary an-tsaina izao zavatra izao: apetraho eo ambonin'ilay taratasy ny fahatsiarovana azy. Aforiporeto ilay taratasy , na dory.
Ahirato @ izay ny maso, dia aforiporeto ilay taratasy na dory.
Atao isa'andro ireo. Alohan'ny hatory ohatra.
Ho hitanao ny vokany afaka herinandro.
Mazotoa
tena mety le izy fa misaotra:-D
31. tsiafoi1
(
28/02/2008 06:08)
aona kay ry zareo ny fomba fanadinoina bandy iray ze ef nisaraka taminao nefa itanao isan'andro (miresaka isan'andro) sady mbola tinao nf otrn ef ts d mivaky loha aminao tsony? ampio ah r reto fa mijaly b za ah! ef miarak @ ol af za(saingy ts tiko) fa mbol malahelo anazy fona sady ef ho 5mois zay zahay no nisaraka!
Ny MANADINO vitanao, fa ny mamono FITIAVANA tsy ho vitanao : "Na dia ony maro aza tsy mahavono ny afon'ny fitiavana". Fa Andriamanitra ihany no mahaisotra izany rehefa tsy ho anjaranao izy. MIVAVAHA.
34. vololomanitra91
(
18/03/2008 16:05)
ra tena té anadino azy enao dé zao !!!! 1/aiza miheritreritra ny lasanareo intsony fa ny ho avy ndray banjinina!!!! 2/Rehefa té anadino azy tantéraka enao dia ny fahatsiarovana ratsy nisy teo @ tantara pitiavanareo heritreretina! 3/ izay zavatra ratsy bé tena halanao any aminy sainina, fa aiza miheritreritra ny zavatra tsara any aminy mintsy oh: ny toetra ratsiny, ny fihetsika tsy tinao indrindra nataony, ireo ady nisy teo aminaoreo... 4/eritrereto oe efa tena nampijaly ny fitiavanao izy matoa mahavita nisaraka taminao na matoa nanaiky nosarahanao 5/eritrereto hoe tena tiny ny vehivavy solonao mino aho fa vomaika ho alanao ko koa izy 6/miezaha tsy mandalo eny @ toerana na tanana izay falehanareo na ny toerana ionenany 7/ miezaha manao izay zavatra tena mahafinaritra anao ka aiza asiana fisainana azy @ io fotoana anaovano io zavatra mafinaritra anao io 8/ miezaha koa enao manao izay fihetsika tena mandona ny fony raha sendra mifakaita tampoka eny o eny ianreo 9/saino fa efa nanadino ny mombanao tanteraka izy!!!!!
NB: Rehefa mitady solony ianao dia aiza diso mitia olona bé loatra fa manjary mandratra ny fonao raha sanatria misy ny fisarahana!!!!!:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
bonne chance
NB: Rehefa mitady solony ianao dia aiza diso mitia olona bé loatra fa manjary mandratra ny fonao raha sanatria misy ny fisarahana!!!!!:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
bonne chance
35. mangidy
(
10/04/2008 17:56)
Amiko aloha dia sarotra ny ahitana vahaolana tena matotra! RY FANADINOINA O AVIA. ...... AMPIO AHO SATRIA...
mivavaha ho azy, ary tiavo izay tia anao, de izay tsy tia anao aza alavirina!!! de ho hitanao fa ho adinonao ho azy ny FISIANY.
mivavaha ho azy, ary tiavo izay tia anao, de izay tsy tia anao aza alavirina!!! de ho hitanao fa ho adinonao ho azy ny FISIANY.
36. libys
(
10/04/2008 18:42)
Mitadiava zavatra atao hafa mandreraka ny loha rehefa te hanadino zavatra na olona iray ianao. manaova effort physique betsaka fa sady tanjaka ho anao no fialamboly ho anao. raha ny tena marina dia on n'oublie jamais qqch de très marquant dans votre vie. parole d'un con qui pense; alors essayer de vivre avec les mauvais ou les bons souvenirs. pardonnez aussi à ceux qui vous ont fait du mal. ("on pardonne mais on n'oublie pas").