Sipa kely surprise (tohiny)
21. Kapistra
(
11/02/2008 10:45)
Papoose;Jemimah;rastafarai:
torovohana;torovohana;torovohana hatrany.
Tsy maninona fa sakay mampatsiro ny laoka e!
torovohana;torovohana;torovohana hatrany.
Tsy maninona fa sakay mampatsiro ny laoka e!
23. Kapistra
(
11/02/2008 14:35)
Ooooaaay;zay vao azoko;
'zay zany no nahatonga ilay fitenenana hoe "vadindreniny"
izany hoe ny reniny indray no vadiana.
Tena tsy aty aminay kosa aloha zany e!
'zay zany no nahatonga ilay fitenenana hoe "vadindreniny"
izany hoe ny reniny indray no vadiana.
Tena tsy aty aminay kosa aloha zany e!
24. Papoose
(
12/02/2008 11:47)
ka raha tinao v le reniny maninona moa? raha mbola tsy nifanandrana ko nareo mitsamy de ok amiko!
26. jemimah
(
12/02/2008 18:19)
kapistra;ary rehefa tsy mety dray le mamany dia raha lay dadany dray andramana:-P
28. Papoose
(
13/02/2008 03:35)
tsary mianinsista fa mba manome hvt re ko! aia moa ro de hiadiko varotra @zany!
29. jiolah
(
14/02/2008 06:02)
tezatezao maharistaritsa alo ny entana (oh we 5 volana)de angataho ze tokony angatahana.rehefa tena mifikitra @ zay de asehoy moramora le karapanondro
Kozina mialo indray ny any ambovo hoe miala any miala any fa aza mikorapaka nareo.Mety io!!!
aveo mety ozy izy ny ahy le baimbainina mitsy no mety amiko!!:°):°):@
Kozina mialo indray ny any ambovo hoe miala any miala any fa aza mikorapaka nareo.Mety io!!!
aveo mety ozy izy ny ahy le baimbainina mitsy no mety amiko!!:°):°):@
30. ari.malala
(
14/02/2008 09:34)
ary zay za vo namaky anty dinika ity fa mampime b le iz kle:-D:-D:-D:-D
34. endrika01
(
17/02/2008 13:27)
Resa-be zany ry zareo fa tsy tia izy matoa tsy nikozy ny tena taonany tamin'ny le joba a,na le joba koa aza mety efa 40 latsaka fa izy tanora lalandava tsy ferana zany!=))=))=))=))
35. Papoose
(
17/02/2008 19:36)
kapistra, ka efa hoe tsy za le reniny kooo!de tsss!
fa ra za nefa le reniny??wouuuu aissss
fa ra za nefa le reniny??wouuuu aissss
36. Kapistra
(
18/02/2008 08:19)
endrika01>tsy tia izy matoa tsy nikozy ny taona..
ka ny marina rehetra anie tsy filaza e!raha tsy amin'ny fotoanany.Jereo ny hevitry jiolah eo ambony no mamaly anio resakao io.
Papoose>suppose na zany hoe ianao 'lay reniny.
Hanaiky ve 'zany ianao ??
ka ny marina rehetra anie tsy filaza e!raha tsy amin'ny fotoanany.Jereo ny hevitry jiolah eo ambony no mamaly anio resakao io.
Papoose>suppose na zany hoe ianao 'lay reniny.
Hanaiky ve 'zany ianao ??
37. Papoose
(
18/02/2008 11:52)
efa hoe raha mbola tsy nifampi-gouty gouty nareo sy le tsaikiko wa!
tongava aty hanaovako azy:^)
tongava aty hanaovako azy:^)
39. Kapistra
(
19/02/2008 16:26)
Tsy hitako zay hambara fa izy ity moa 'zany dia tena mahafinaritra be mihintsy e! momban'ilay dinika fifampizarana teto ;sady fialamboly no mino aho fa nisy lesona azo notsoahina koa teto na ho ahy na ho an'ny mpamaky ;ka dia misaotra antsika rehetra nandray anjara tamin'ity dinika ity;
(Tess,ainahery,sipagasy,kiady,melody,jemimah,Papoose,rastafarai,jiolah,arimalala,endrika01 sns ;ny eto ihany aloha ireo a!hisaorana koa zay nandray anjara rehetra tamin'ny dinika SKS)miala tsiny indrindra amin'ireo tsy voavaly ny hafatra fa tena manahirana be moa ny connection aty aminay aty afrika aty ,ny jiro koa matetika tapaka ka vonjivonjena ny famaliana ny hafatra.Tena maniry aho ny handray anjara betsaka amin'ny dinika samihafa fa tena tery mihintsy ny fotoana satria tena miadana be koa ny connection .Izay ary aloha fa dia manantena antsika rehetra indray amin'ny dinika lohahevitra manaraka.
Kapistra