Sipa kely surprise (tohiny)
1. Kapistra
(
09/02/2008 08:33)
Izy aloha dia sipa tena mahafatifaty a! ,sady rehefa miresaka dia tena matotra be an!
Nanontaniako zany ny taonany e!,dia hoy izy “ 20 taona aho izao”.Tena surprise!('Zaho nihevitra fa 30ans)Izaho anefa + de 40ans.
Indray andro zany dia somary nampidiriko kely ilay resaka hoe:raha misy olona 40 taona tia anao ,vonona ny haka anao ho vady,hanaiky ve ianao?
Tonga ‘zany dia nandà be izy e!
‘zany kosa ve lesy dia mba mety ":hoy izy.
Olona mitovy taona amin’ny dadako ve dia hoekeko ho vady?
Tonga ‘zany dia vaka ny saiko e!
Izaho aza 42ans fa tsy 40ans akory.
Mbola surprise aminy koa io taonako io raha lazaina aminy.(Angamba izy mihevitra fa 30ans koa aho)
Ahoana ary ny hevitrareo momba an’io, mba hohenoina e !.

novalian'i Kapistra ny 19/02/2008 16:26
2. tess
(
09/02/2008 08:37)
mahay miresaka be rakapistra! ampiresao ihany aloha sao resy lahatra e!:°)
4. fasaly
(
09/02/2008 08:57)
lay sipa reh no resena lahatra ah! sao mba manaiky ila taoanao 42 ans ihany izy
hoy enao hoe:Tonga ‘zany dia nandà be izy e!
hoy enao hoe:Tonga ‘zany dia nandà be izy e!
5. ainaheri
(
09/02/2008 09:02)
mankanesa any @ tribonaly manova tôna ko:-D:-D d surprise ho azy ko lay nankanesanao tany,aza ampirevena gilasy tsony fa zvtr hafa:lol:
6. Kapistra
(
09/02/2008 09:10)
Tena efa mandresy lahatra azy tsikelikely aho ka ,dia ahoana koa i Papa sy Maman;mbola dingana hafa koa izay.
Ny fotoana mandeha ihany ,hitombo indray ilay taona.
Ny fotoana mandeha ihany ,hitombo indray ilay taona.
8. Kapistra
(
09/02/2008 09:26)
sipa gasy>'zaho aloha manaiky an'izany e!
Na ilay olon-tianao koa aza mety hanaiky.
Fa ilay fianakaviana indraindray no olana e!
Ka raha vao tsy mahazo tso-drano zany ;dia izay no mahatonga ny tantaran'i Rabeniomby sy Ravolahanta e!
Na ilay olon-tianao koa aza mety hanaiky.
Fa ilay fianakaviana indraindray no olana e!
Ka raha vao tsy mahazo tso-drano zany ;dia izay no mahatonga ny tantaran'i Rabeniomby sy Ravolahanta e!
10. ainaheri
(
09/02/2008 10:38)
Kapistra ko mampiresaka angamba,teo resaka taona ,zao ndray papa sy maman,iza ndray refa avy eo??
ianareo 2 no nisafidy hifankatia,tsy tokony hisy ampatahotra anao hilazanao aminy ny taonanao ndray andro any,raha tena tia anao izy!!
Raha mikasika ilay Rar ndray ataoko tsy ho hisy olana raha mahatsapa ny fifankatiavanareo izy reo!!
Ary bon courage zay lay surprise ee,minoa fotsiny fa zay mahasoa ataon'Atra!!

16. ainaheri
(
09/02/2008 19:58)
tess:
kiadi: sao tsindrin'toi mafy be ro zà kou!:?:°):P
Aza mahalatsaka zay tsy ho latsaka ry tess aa :lol:
jemimah:
kapistra;ary tsy mety angaha raha lay mamany dray no kOtinao?
Iny ndray no tsy itako,ny an'lery lay roapolo iany no tadiaviny ko ireny azo tambazana glasy:D:-D
17. Papoose
(
09/02/2008 23:47)
zah tsy ampy taona ry kapistra fa raha za le jobakely na 20 aza (izay aza moa efa mbo 20)dia nasiko enao raha tena tiko na dia mbola felo sirprizy az!:}
18. Kapistra
(
10/02/2008 12:28)
Ainaheri>Kapistra ko mampiresaka angamba,teo resaka taona ,zao ndray papa sy maman,iza ndray refa avy eo??
Ka zay mihitsy anie no atao eto e!
hamaha izay olana misy dia hitondra vahaolana raha misy.
Jemimah:
kapistra;ary tsy mety angaha raha lay mamany dray no kOtinao?
Andray kosany e! torovohana be.
Ka zay mihitsy anie no atao eto e!
hamaha izay olana misy dia hitondra vahaolana raha misy.
Jemimah:
kapistra;ary tsy mety angaha raha lay mamany dray no kOtinao?
Andray kosany e! torovohana be.