Torohevitra mahasoa ny lehilahy:fanambadiana
21. niryna
(
11/02/2008 05:23)
Kapistra:
Ny hevitra aloha tsara be daholo e!
Fa ny olana anie dia ny fanantanterahana azy e!
Ohatra hoe fantatra fa ratsy ny misotro toaka ;nefa lay izy atao ihany.
Io zany mila lay finiavana e!ahoana anefa ny hananana zay finiavana izay.
Ny fomba hampitomboana izay finiavana zay koa mbola tantara iray lavabe.
Manao zavatra tsy mbola mahazatra anao;ary tohizanao matetika mba ho lasa fahazarana.
Atombohy amin'ny fanasana ny tongony isakerinandro ohatra;na ohatra hoe mitrotro kely azy isaky ny tonga ao an-trano izy.
Ianao no misafidy izay fahazarana tianao atao aminy an!;
apitomboy tsikelikely io fa ho hitanao fa ho mora ny manantanteraka ireo zavatra tsara voalaza eo ambony ireo.
marina izany ary izany no nahatonga ahy hiteny ,ho an'ny olona sasany izay mba liana sy mba te hanampy ny namana.Tsy ho voatery hanaraka ka anefa izay tsy tia na ho masika amin'ny tsy misy dikany hanatsatso ny hafatra izay mba tiana zaraina,sa ahoana? :D
22. ikaretsaka
(
11/02/2008 05:27)
ny fanaovana azy ry niry7na an.. de atomboka aminao aloha..
te hihanta ianao ? meteza ihantana..
dia analyze yourself foana..
izay ilay mandini tena
te hihanta ianao ? meteza ihantana..
dia analyze yourself foana..
izay ilay mandini tena
23. endrika01
(
15/02/2008 18:05)
Zah kay mou vhv,natokana hoan lhl irery ve?Zay lou mbola tsy manambady tsy mahalala an le atsimo sy avaratra fa mijery fotsiny alou de mandinika.Misy ny lhl tsy tia haingokaingony zany eo @fiainana,kividividy,orokoroka,kanefa fidèl honnête,manaja vady maharitra be ny fanambadiany!
24. niryna
(
15/02/2008 18:44)
pissoa:
pissoa:
Samy manana ny tiany ny olona e, tsy azo atao anaty lasitra iray ny vehivavy hoe tsy maitsy izao sy izao no tiany. Fantaro fotsiny ny vady dia araka izay no hifampitondrana ao antokatrano. Raha ny tian'i Bozy atsy andrefan-trano no tadiavina ho tiany koa dia hirodana hoa azy eo ny tokatrano ! ...
Raha ireo lisitra nataon'i Niryna ireo mantsy no jerena dia mety lehilahy tampoka aho :-D:-D:-D:-D:-D
indry ity aky tena :D:D:-D....fizarana no ataoko eto,izay te-handray mandray, izay efa nahazo dia mahazo izy izany,izany ve dia atao hamakina loha? :D
Safidy daholo ny fiainana ,anjaran'ny tsirairay no mandray izay tiany.Ny fizarana tsy midika hoe ataovy ity,fitiavana io ka izay mandray tsara ,tsy mandray fa tsy mifanaraka ny azy dia tsy maninona.
aleo aloha omena :-*:-* :D
Dia inona no ilako an'io soratra io fa tsy azoko ? Fa za angaha niteny hoe aza mizara i Niryna na hoe tsy maitsy mandray ny olona sns ? :-D:-D:-D
:D:D
25. niryna
(
15/02/2008 18:45)
ikaretsaka:
ny fanaovana azy ry niry7na an.. de atomboka aminao aloha..
te hihanta ianao ? meteza ihantana..
dia analyze yourself foana..
izay ilay mandini tena
:D
26. niryna
(
15/02/2008 18:48)
endrika01:
Zah kay mou vhv,natokana hoan lhl irery ve?Zay lou mbola tsy manambady tsy mahalala an le atsimo sy avaratra fa mijery fotsiny alou de mandinika.Misy ny lhl tsy tia haingokaingony zany eo @fiainana,kividividy,orokoroka,kanefa fidèl honnête,manaja vady maharitra be ny fanambadiany!
izany indrindra,raiso izay fantatrao fa mety hanampy anao.misy mantsy ao izay lazain'ny vavan'ny tena, tena tsy zakany dia toheriny foana,manana fahasiahana,tsy mba mety miova toetra e,ndry mampalahelo fa izy tsy mahatsampa an'izany.:D
27. endrika01
(
17/02/2008 21:46)
Ny ahy kosa alou raha vady be fasiahana sy mamono ireny,de avelako ho antitra tsifidiny eo.Fa raha lay manaja sy mananatra am-pitiavana,mahay mi comprendre fa tsy mitsaratsara be fahatany,dia karakaraiko tsara mihintsy!