Ny renikely:misy tsara fanahy kosa sa ratsy daholo?

21. Vitsikakely ( 10/02/2008 09:30)
jiolah:

le anay tsy masika fa tsara fana de mbola tanora kely otranay ihany:wink: sady msarma be fa miandry an'dadanay ande tourne fotsiny zao.:-D:-D:-D:^)



=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
22. niryna ( 11/02/2008 05:20)
xxx:


eritreritra nandalo fotsiny iny fa izaho matoky fa tsy hiova ny fifandraisanay fa efa tsy andriny tokoa izany hahazo zandry izany ! tena fitiavana mandeha ho azy ny anay : 2 minitra taorian'ny nifankahitanay dia efa complices be izahay ary dia tsapako fa plutôt avy aminy izay satria izaho tena nanana tahotra be noho ny expérience-ko teo aloha nandrapahitako azy...!!!

[/quote]
:D:D dia ataovy fantany koa anie hoe ny zandrikelinao e,na asaina safony ny kibo ,dia anaovy tantara kely izy .Ohatra hoe rehefa lehibe ve izao hianao dia hiaro azy raha misy mamono izy? na tena misy fiarahan'izy ireo.ohatra ny ahy iny an.Ataovy tsampany ho zandrikeliny ilay zaza.

23. niryna ( 11/02/2008 05:21)
tsiafoi1:

Ny fitiavana no mifehy ny zvt rehetra, raha tena tia ilay vadiny ilay renikely de tsy hahavita ratsy azy sy ny taranany.



:D
24. ikaretsaka ( 11/02/2008 05:29)
e anay tsy masika fa tsara fana de mbola tanora kely otranay ihany sady msarma be fa miandry an'dadanay ande tourne fotsiny zao.

ny an'i cousins koa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0067