nisy film nojereko izay dia ozy le acteur hoe: ne sous-estime jamais ton adversaire; tsy tadidiko le film sy le titre fa mbola kely za no nahita an'io fa noraisiko fotsiny le anatra.
ny tiana tenenina @izany dia hoe:
efa lavo le adversera de nieritreritra zany le nandresy hoe tsy hanao inona tsony le ol lavo .
fa iny saika hamoaka pistolet iny le ol lavo no hitan'ilay nandavo azy le izy de tondé notifiriny ho faty
de teo no navoakany le expression etsy ambony we " ne sous-estime jamais ton adversaire"
miketriketrika izy ao mody tsy miteny io fa mitandrema, aza matoky ny saka fa trondro ny laoka
Aiza dia tsy mba hisy compassion mihitsy ve? Tsy misy adversaire izany ange raha tsy manaiky ho adversaire ianao e.