Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tsindrio fa lavo.
1. sitlo
(
04/02/2008 09:12)
Mba revy nofa nefa be mpanaoo. :twisted: tsy lahy tsy vavy [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/M%E9chant/292lr.gif[/IMG]
novalian'i penina ny 05/02/2008 16:59
2. lemenakely
(
04/02/2008 10:09)
akory atao fa surtout ny tany eo andalam-pandrosoana no tena be mpanao an'io
3. melody
(
04/02/2008 11:39)
Mba revy nofa nefa be mpanaoo.
sitlo: tsy azoko ny tiano lazaina, mba hasio jiro kely we!:oops:
4. tess
(
04/02/2008 12:40)
ka raha efa lavo kosa ve izy mbola miseho milay ihany tsy ho tindrina:-D
5. ikaretsaka
(
04/02/2008 13:05)
te hi bolisatra eo ko...
de avy eo tsy mba manoro ny olona tany @ naha lavo azy no atao fa ny vao mainka mamingana sy manipy hoditr'akondro..
raha izay toetra izay kosa no miala any dia aleo tsindrina fa lavo
de avy eo tsy mba manoro ny olona tany @ naha lavo azy no atao fa ny vao mainka mamingana sy manipy hoditr'akondro..
raha izay toetra izay kosa no miala any dia aleo tsindrina fa lavo
6. kiadi
(
04/02/2008 16:13)
nenah ny sipa ihany aloha no ataoko tsindrio fa lavo eh! :-D:-D:-D
le mampifila reny amboalohany de refa voatsindry avy eo de tonga de tsindrina be mintsy ! mikikikka vô miala! =))=))=))
le mampifila reny amboalohany de refa voatsindry avy eo de tonga de tsindrina be mintsy ! mikikikka vô miala! =))=))=))
9. naughtyboy
(
04/02/2008 17:28)
ita wa , ny manindry misy foana na ny lavo na ny mitsangana na aiza2 eto @ serasera aza de ita zany ra mba misy antony mo manin ,ao ko ny sasany ra vao tsy takany atidoany ny resaka atao de lazaina fa ny hafa no manindry na de hevitra tsotra no azavaina fa tsy misy ambadika de raisina zv hafa ,ra manana zv tsara noho zany mo manin fa le taimbaka no mipoapoaka fa ny hevitra tsisy nisy 1 zay vao itako tsy ela atsy ambadika atsy ,zao no fanao anreny:-D:-D:-D:-D ..
10. kelly13
(
04/02/2008 19:34)
kiadi>za tsy mahay manindry ;-)
naughtyboy>aie aie aie :-D:-D:-D
nakaiza i sitlo ô! avoay sitlo :°)
naughtyboy>aie aie aie :-D:-D:-D
nakaiza i sitlo ô! avoay sitlo :°)
11. mmmhh
(
05/02/2008 08:30)
reefa misy olona lavo ndray matetika de tonga de arenina, de efa aveo miara-tapa-tsinay mieritreritra an'le lavo. (na @ ara-bakiteny io na @ heviny iary)
12. diamondra27
(
05/02/2008 09:16)
:-D:-D
nisy film nojereko izay dia ozy le acteur hoe: ne sous-estime jamais ton adversaire; tsy tadidiko le film sy le titre fa mbola kely za no nahita an'io fa noraisiko fotsiny le anatra.
ny tiana tenenina @izany dia hoe:
efa lavo le adversera de nieritreritra zany le nandresy hoe tsy hanao inona tsony le ol lavo .
fa iny saika hamoaka pistolet iny le ol lavo no hitan'ilay nandavo azy le izy de tondé notifiriny ho faty
de teo no navoakany le expression etsy ambony we " ne sous-estime jamais ton adversaire"
miketriketrika izy ao mody tsy miteny io fa mitandrema, aza matoky ny saka fa trondro ny laoka

13. tess
(
05/02/2008 09:29)
ny ratsy loha lavo be fiketrika foana amelezana kou!8) izay no anindrina azy refa mbola miseo ho mahery ihany:°)
15. tess
(
05/02/2008 09:48)
:-D:-D:-D:-Dizay ny fanaovana azy mba hahafay azy kokoa aky an!:-D:-D:-D
raha sedra lavo aùin'ny tsy fidiny indray izy dia harenina dia fifanampiana ny fiainana e!:-P
raha sedra lavo aùin'ny tsy fidiny indray izy dia harenina dia fifanampiana ny fiainana e!:-P
16. ari.malala
(
05/02/2008 12:11)
diamondra27=))=))=))=))=))ttts nampoiziko le expression hoe velesina am kibay d tonga d =))=))=))=))b za! sou iany fa za rery fa rats zany ngamba nigagan'ny vahoaka teo=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
17. ikaretsaka
(
05/02/2008 15:59)
tess:
ny ratsy loha lavo be fiketrika foana amelezana kou!8) izay no anindrina azy refa mbola miseo ho mahery ihany:°)
io le tsy mety mihitsy ry tess ka tsara ny vao mainka hanindriana azy aza!
le lavo ka manipy ny hoditr'akondro nahalavo azy any @ hafa..
18. tess
(
05/02/2008 16:09)
ikaretaka : ka izay njinja mantsy...ary betsaka ny manana io toetra io entre mpinamana:{ fa dia aleo izy sy ny tranony ho eo raha izaho manokana mintsy.....tsy manarina an'ireny aho fa ianao manarina azy indray no mbola hanipazany hodin'akondro eo ndray vao fay tanteraka8)
20. tess
(
05/02/2008 16:40)
sitlo:
Mba revy nofa nefa be mpanaoo. :twisted: tsy lahy tsy vavy [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/M%E9chant/292lr.gif[/IMG]
raha izao sary kely izao kosa aloha tsy manindry izao fa manindrona mamono e!:-P