Efa mba nosaininao?

21. mitia04 ( 06/02/2008 05:52)
Rinja: za tena tsy d'accord amlé hoe "zé tia mahandry" ra ohatra ka tsy tia lé oul iray, fa d'acc za ra hoe samy tia.
D en plus n'izany lé fitiavana taitaitra amin'ny bika amantarehy reny efa fitiavana ihany, satria ra ampiana tosika kely angé reny d mety lasa fitiavana be iahny e, ra ohatra ve za tara am Brad pitt ohatra, fitiavana taitaitra zay, fa ra mbo tara amiko kou izy an! tray re zany hasambarako ee!
22. ari.malala ( 06/02/2008 06:37)
mitia04, hihihi
23. mitia04 ( 06/02/2008 11:31)
ari.malala:

mitia04, hihihi



njy ty ra immé anà a!
24. ari.malala ( 06/02/2008 12:28)
mitia04, ko njiko mampime ko! hihihi
25. tiaraj ( 08/02/2008 21:04)
misaotra anareo namaly e!Amiko aloha dia tssotra ihany e! Raha tia ianao, ka tsy tia hideradera izany amin\'izao olona rehetra izao, farafaharatsiny, tokony asehonao an\'ilay olontianao ny fitiavanao azy fa tsy miandry fotsiny izay harefotry ny ho avy... raha tahiany ary ka manambady olonkafa ilay olontianao fa leo ny miandry (amantaonany) ny fitoriampitiavanao, ho aiza eo moa ianao e?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0596