Efa mba nosaininao?

1. tiaraj ( 03/02/2008 17:05)
Efa mba nosaininao ve hoe inona no karazampitiavana tsy mapijaly? Ilay kobonina k ahatao izay hahafaty azy ve sa ilay zaraina ka maty ho azy rehefa avy niredareda? Sa misy karazany hafa. Valio raha sitrakao...(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)
novalian'i tiaraj ny 08/02/2008 21:04
2. penina ( 03/02/2008 17:43)
Tsy maintsy misy karazany hafa fa aiza koa dia hofaty daholo.

Ny karazam-pitiavana tsy mampijaly izany ohatra ilay mifanohana rehefa fahoriana dia miara-mifaly rehefa hafaliana. Dia tsitsi tsy azo adino. :°)
3. xxx ( 03/02/2008 17:58)
Tsisy zavatra tonga lafatra izany na kobonina na aderadera, fa ny fahaizana miatrika ny fiainana sy izay miseho ihany no mety mampiova zavatra hoe nampijaly kely na nampijaly be. :wink:
4. penina ( 03/02/2008 18:02)
izany ve dia ihafenana?
5. soanja ( 03/02/2008 18:51)
tiaraj:

Efa mba nosaininao ve hoe inona no karazampitiavana tsy mapijaly? Ilay kobonina k ahatao izay hahafaty azy ve sa ilay zaraina ka maty ho azy rehefa avy niredareda? Sa misy karazany hafa. Valio raha sitrakao...(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)


Le tsy kobonina nefa tsy miredareda no tena lafatra ka!


6. xxx ( 03/02/2008 18:58)
penina:

izany ve dia ihafenana?


xxx no ps-ko :wink:
7. Papoose ( 03/02/2008 20:35)
fitiavana clignotant
8. mitia04 ( 04/02/2008 05:37)
Ny fitiavana tsy azo programé-vana zany, refa tratra enao d zay fisehoany eo fisehoany, mila mi s'attendre am zavatra rehetra, misy fotoana tratran'ilay kobonina, d misy fotoana tratran'ilay miredareda nefa mandalo fotsiny, tsy haiko alou e
9. soanja ( 04/02/2008 06:03)
mitia04:

Ny fitiavana tsy azo programé-vana zany, refa tratra enao d zay fisehoany eo fisehoany, mila mi s'attendre am zavatra rehetra, misy fotoana tratran'ilay kobonina, d misy fotoana tratran'ilay miredareda nefa mandalo fotsiny, tsy haiko alou e


Azo atao tsara mandamina ny fitiavana ka.

Ny hoe fitiavana moa zany ilay tsapa ao anaty fo de marary na mampitroatra fa tsy ilay ifampizarana?

Tsy izany mantsy fa raha tany amin'ny Lycee aho de afaka nilaza hoe tsy handray fitiavana ohatra fa mbola hifantoka amin'ny fianarana. Ka na misy tovolahy bogosy be na manaitaitra de amboarina ny saina hoe afaka bacc alo vao mihevitra fitiavana. Ny zava-drehetra dia safidy avokoa ary anjaranao ihany no manapaka na hiroboka na tsia, harary sa hilamindamina.
Ny tsara tsy ho lany amin'ny fiainana fa miseho eo imaso raha mbola mahatoky an'Andriamanitra sy ny fahasoavany.
Alamino lalandava ny fiainana izay miankina amin'ny fihetsem-po fa io ihany no azo antoka fa eny ampelatananao ny familiana.


10. kelly13 ( 04/02/2008 07:13)
nga ny fitiavana mety maty? :roll:
11. diamondra27 ( 04/02/2008 07:17)
kelly13:

nga ny fitiavana mety maty? :roll:


_______________
wéééééééé l'amour ne périt jamais
miombonkevitra e!
:-*
12. nandrianina1 ( 04/02/2008 07:31)
namaste soanja
13. ari.malala ( 04/02/2008 07:35)
otran mety maty io ko :^)
14. mitia04 ( 04/02/2008 12:44)
Soanja: ka izay teneninao zay angé zao anisan'ilay fitiavana kobonina e, tinao lé oul nefa d nokoboninao tao, fitiavana mangina fotsiny, fa fitiavana daoly zany
15. ikaretsaka ( 04/02/2008 12:57)
ari.malala:

otran mety maty io ko :^)


'hita ho'a .. ohatran'ny olona ihany
raha mbola olona no mifankatia
16. Papoose ( 04/02/2008 14:18)
za kosa lo nikobona fitiavana ee! ko raha zay ol mbo nahatara ny tenako zay v no tsy kobonina fa naboraka tsary de asa!!!
17. mitia04 ( 05/02/2008 04:42)
Papoose:

za kosa lo nikobona fitiavana ee! ko raha zay ol mbo nahatara ny tenako zay v no tsy kobonina fa naboraka tsary de asa!!!



ka zay né hoa ee!
18. soanja ( 05/02/2008 05:20)
mitia04:

Soanja: ka izay teneninao zay angé zao anisan'ilay fitiavana kobonina e, tinao lé oul nefa d nokoboninao tao, fitiavana mangina fotsiny, fa fitiavana daoly zany


Taitaitra ireny fa tsy fitiavana ka. Fo mitempotempo, saina tsy tafatombina. Emotion, emotion na fihetsem-po tampotampoka, tampoina na amboarina.
Ny fitiavana dia zavatra hafa mihitsy no tsapa. Milamina nefa tsy very! :-*:-*:-*
Maharitra ary tsy mba manery!:-*:-*



19. rinja ( 05/02/2008 16:25)
Ny tena fitiavana amiko de zay tia mahandry e !
Fa hitako hoe mamy tokoa ny fitiavana rehefa iainana fa tsy le taitra amin'ny bika aman-tarehy akory. Iny amiko zavapoana ary raha alahatra de any amin'ny farany.
Tena lafatra ny fitiavana raha samy tia arymifampizara izany fa tsy kobonina. Ho an'izay efa olona miaraka io fa tsy hoe akory le vao mifampitory fitia an !
HIta hoe mafonja le fanazavana entin'i Soanja. Mahafinaritra fa tohizo.
20. soanja ( 06/02/2008 05:32)
Rinja> :-*:-*:-*:-*:-*(l)(l)(l)(l)(l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0896