Ratsy taiza sa ......
1. peugeot
(
01/02/2008 16:50)
Iza tamintsika no efa nanao tsinotsinona ny ray sy ny reny? Naheno tantara iray zay mantsy aho dia gaga sy talanjona ihany ,nilatsaka avy tany andanitra sa niforona ho azy fotsiny teo fa dia toa manimbazimba ( manopa , mitena , mamono )ilay ray sy reny nahitana masoandro reo zaza mihevitra fa hary elatra . Mampalahelo ny toe-javatra toy izany.Inona ary no antony ?
tantara marina io
tantara marina io
novalian'i ikaretsaka ny 03/02/2008 14:45
2. dox
(
01/02/2008 18:14)
Mety nivoka t@ kakazo sy vato angamba izany zaza zany,satia na mitrerona aza ny ray sy reny dia zon izy ireo zany fa izay no fitaizana.Tsy ny zaza no ratsy taiza fa ny zaza no tsy nahay nitaizana
3. dox
(
01/02/2008 18:24)
Mety nivoka t@ kakazo sy vato angamba izany zaza zany,satia na mitrerona aza ny ray sy reny dia zon izy ireo zany fa izay no fitaizana.Tsy ny zaza no ratsy taiza fa ny zaza no tsy nahay nitaizana
4. lemenakely
(
01/02/2008 19:09)
mahalàla olona iray izay aho fa dia tena mahavariana mihintsy :mais maman mais ta cuisine est déguelasse !!!!ah baaan hoy ilay mamany....
5. ainaheri
(
01/02/2008 19:10)
io arakaraka,matetika ihany ko ilay izy avy @ ireo rad ihany,diso mampiahanta zaza loatra, k refa andohalika ny ranombary zay vao mikoraka,tara loatra!!
Ny ankizy @ zao fotona ko mo diso moderne lotra,ka sarotra @ reo rad ny mitaiza azy normal,fa lasa izy ndray no mandidy ny ao antrano!!
Raha azo atao d tazaro mivavaka mbola kely,hafa koko ny fomba fitondrany ny fiainany @ zay

6. nandrianina1
(
02/02/2008 06:15)
Raha azo atao d tazaro mivavaka mbola kely,hafa koko ny fomba fitondrany ny fiainany @ zay
=D=D=D
7. tsinjo
(
02/02/2008 07:40)
marina doly reo voalaza reo fa saingy refa lahibe koa anie le zaza ohatra we refa manabady zay vao manao tsinotsinona ny ray amndreny e
8. tess
(
02/02/2008 08:28)
indraindray aho manaraka fandaharana amin'ny tv mikasika ireny zaza ratsy fitondran-tena manoloana ny RAD ireny fa miy antony izy ireny matoa manao an'inreny ....misy zavatra mank teo amin'ny fiatizàna ohatra....
9. niryna
(
03/02/2008 07:19)
ainaheri:marina izany.
io arakaraka,matetika ihany ko ilay izy avy @ ireo rad ihany,diso mampiahanta zaza loatra, k refa andohalika ny ranombary zay vao mikoraka,tara loatra!!
Ny ankizy @ zao fotona ko mo diso moderne lotra,ka sarotra @ reo rad ny mitaiza azy normal,fa lasa izy ndray no mandidy ny ao antrano!!
Raha azo atao d tazaro mivavaka mbola kely,hafa koko ny fomba fitondrany ny fiainany @ zay
Zaro amin'ny lalana tokony alehany ny zaza hoy ny fitenenana .
Jereo tsara koa ilay zanantsika fa misy toetra tahafiny koa ao na avy amin'ny lahy na vavy,ny zaza tsy anahaka vato aman-kazo. :D
Isika rar amandreny koa no tahafiny,raha miteny zavatra tsara foana na manana fisaina tsara na fahalalampomba izany na fomba fanehoana fitiavana aminy dia tahafiny koa izany.
Misy koa ny rar variana amin'ny fitadiavana dia tsy mampiseho fotoana na dia kely anontaniana na iresahana ilay zaza koa dia mitambatra eo iny ka dia mampiseho zavatra izy mba ampahatonga saina an'ny rar.
Mila jerevana fa maro no antony mahatonga ny ankizy manao toetra tsy zakan'ny rar,ny manodidina azy,ny fianarana misy azy,ny ankizy miaraka aminy ary ny fitaizantsika ny zaza,ary matetika tsy ampy fitiavana izy dia tsy ainy ny mampiseho an'iny.
10. badboy
(
03/02/2008 12:14)
Avelao ny zaza hilaza zay ao antsainy!!! Mbola kely izy rehefa manana "caractère" de oentiny mandralehibe!! Tsy manaikinaiky foana fotsiny izay aroson'ny olondehibe fa mahasaky maneho ny heviny!!
Izay ihany no mahatonga ny zaza gasy tsy lasa lavitra fa miankina @ ray sy reny foana na de efa 30ans aza, ary lasa manatena lova fotsiny fa tsy te hikaroka tsony satria tsy navela hanana "indépendance d'idée" atr@ fahakely!!!:twisted::twisted::twisted:

11. ikaretsaka
(
03/02/2008 14:45)
tess:

marina