Raha tsy te hiteny gasy ve ilay zaza dia avela amin'izao ??

1. niryna ( 01/02/2008 06:24)
Teraka tany dago ilay ankizy,toa manahirana azy ilay teny gasy na dia miresaka teny gasy daholo aza ny olona,mbola kely koa moa ilay zaza fa vahiny daholo no manodidina azy dia miteny teny vahiny no tiany sy henon'ny sofiny any ivelany ,any am-pianarana ,izay alehany.:oops::oops:
Tsy mety miteny gasy intsony intsony izy na kely aza,ahoana ry ireto no ataon'ny rar amin'izany?
2. yuka ( 01/02/2008 12:03)
tsy manin zany fa za zao ato aminay miteny japs ny RAD-ko de valiko teny gasy,de eto @ serasera misy mandefa hafatra ho ahy @ teny francais de valiko teny gasy.
ze tiny ihany io kouh!:^)
3. ikaretsaka ( 01/02/2008 15:23)
valio @ teny gasy foaana sy iresaho teny gasy izy rehefa ao an-trano..
ohatran'ny zanaky ny vahiny sasany
[zana tsinoa, latino .korean, sns]
fa io aiza no tsy hahazo teny gasy... ny zandrikodia zaza 5 taona no nifindra nankany ivelany, ary tao an-trano ihany no miteny gasy fa teny hafa no nampiasainy rehefa ivelan'ny trano, fa miteny gasy tsara izy izao na izany aza...
nisy fotoana izy tsy nety niteny gasy ohatran'io cas io ... fa novalianay teny gasy na modianay fanina hoe "satria ianao tsy niteny gasy dia tsy azonay ny androatokon'ny zavatra nambaranao" ... dia nanao be loha kely tokoa ...fa nandalo ihany izany.
4. tess ( 02/02/2008 08:31)
ié! raha tiana te hiteny gasy ny zanaka teraka mipetraka aty ivelany dia hiteneno teny gasy, teny gasy no hifampiresahina ao an-trano...jereo anie ireny arabo ireny e! mahay teny fiteniny daholo ry zareo na aty ivelany aza no mipetraka, ny zaza teraka taty ivelany miteny ny fiteniny t sara satria ny fitenin-jareo no ifampiresahina ao antrano....
kanefa kosa any ampianarana izy miteny ny fitenin'ny firenena ipetrahany, tsy misy afa tsy izay ihany no solution de miteny ny tenidnrazany izy....
5. ikaretsaka ( 02/02/2008 16:03)
jereo fotsiny ny sinoa sy ny karana sy ny vahiny any amintsika ireny e.. misy amin'ireny sinoa sy karana any amintsika ireny tsy mbola tany @ izay tanindrazany mihitsy fa tao M/kara no teraka.. efa taranaka fahafiry... nefa miteny sinoa sy karana ry zareo

dia ho ambaka ve isika?
6. sipagasy ( 02/02/2008 17:45)
za mantsy mba gaga ihany, fa isika MALAGASY dia tena mpanao valalan'amboa ny tenintsika, mahamenatra ihany kann

zaro @ lalana tokony alehany ny zaza e!

:-*(l):-*
7. niryna ( 03/02/2008 07:04)
yuka:

tsy manin zany fa za zao ato aminay miteny japs ny RAD-ko de valiko teny gasy,de eto @ serasera misy mandefa hafatra ho ahy @ teny francais de valiko teny gasy.
ze tiny ihany io kouh!:^)

sahirana mihitsy ireo rar fa dia mamotoka tsy miteny intsony ilay zanany :D

8. niryna ( 03/02/2008 07:05)
ikaretsaka:

valio @ teny gasy foaana sy iresaho teny gasy izy rehefa ao an-trano..
ohatran'ny zanaky ny vahiny sasany
[zana tsinoa, latino .korean, sns]
fa io aiza no tsy hahazo teny gasy... ny zandrikodia zaza 5 taona no nifindra nankany ivelany, ary tao an-trano ihany no miteny gasy fa teny hafa no nampiasainy rehefa ivelan'ny trano, fa miteny gasy tsara izy izao na izany aza...
nisy fotoana izy tsy nety niteny gasy ohatran'io cas io ... fa novalianay teny gasy na modianay fanina hoe "satria ianao tsy niteny gasy dia tsy azonay ny androatokon'ny zavatra nambaranao" ... dia nanao be loha kely tokoa ...fa nandalo ihany izany.

tsy ratsy,be fika be izany hianareo tamin'ilay kely fika ?

9. niryna ( 03/02/2008 07:07)
tess:

ié! raha tiana te hiteny gasy ny zanaka teraka mipetraka aty ivelany dia hiteneno teny gasy, teny gasy no hifampiresahina ao an-trano...jereo anie ireny arabo ireny e! mahay teny fiteniny daholo ry zareo na aty ivelany aza no mipetraka, ny zaza teraka taty ivelany miteny ny fiteniny t sara satria ny fitenin-jareo no ifampiresahina ao antrano....
kanefa kosa any ampianarana izy miteny ny fitenin'ny firenena ipetrahany, tsy misy afa tsy izay ihany no solution de miteny ny tenidnrazany izy....

Ny mahavoa an'ilay reniny dia tsy mety miteny gasy ilay zaza dia nataony teny frantsay indray .Nga tsy vao maika ho loza,tsara ny teny frantsay satria mahay teny hafa ilay zaza fa ny an'ny tena dia ho very tanteraka raha mitohy.

10. niryna ( 03/02/2008 07:09)
ikaretsaka:

jereo fotsiny ny sinoa sy ny karana sy ny vahiny any amintsika ireny e.. misy amin'ireny sinoa sy karana any amintsika ireny tsy mbola tany @ izay tanindrazany mihitsy fa tao M/kara no teraka.. efa taranaka fahafiry... nefa miteny sinoa sy karana ry zareo

dia ho ambaka ve isika?

izaho koa mitovy hevitra aminao,ary raha kely fotsiny ny fotoana hifankahitan'izy mianakavy?
Atao fafy katrana a :D

11. niryna ( 03/02/2008 07:11)
sipagasy:

za mantsy mba gaga ihany, fa isika MALAGASY dia tena mpanao valalan'amboa ny tenintsika, mahamenatra ihany kann

zaro @ lalana tokony alehany ny zaza e!

:-*(l):-*

mety tsy manao valalan'amboa daholo kosa ny rehetra e,mety miezaka ihany,samy mba manao izay mahasoa ny zanany avy anie ny rehetra e.
Dia izay no noheveriny fa mety kanjo tsy nety

12. ikaretsaka ( 03/02/2008 14:55)
niryna:

jereo fotsiny ny sinoa sy ny karana sy ny vahiny any amintsika ireny e.. misy amin'ireny sinoa sy karana any amintsika ireny tsy mbola tany @ izay tanindrazany mihitsy fa tao M/kara no teraka.. efa taranaka fahafiry... nefa miteny sinoa sy karana ry zareo

dia ho ambaka ve isika?

izaho koa mitovy hevitra aminao,ary raha kely fotsiny ny fotoana hifankahitan'izy mianakavy?
Atao fafy katrana a :D

dia izay kosa efa sitrapon'ilay RAR ko.. d'efa tsy hahita quality time intsony ve

13. niryna ( 06/02/2008 06:04)

hitakou :D
14. fahamarinana ( 06/02/2008 13:07)
ikaretsaka:

jereo fotsiny ny sinoa sy ny karana sy ny vahiny any amintsika ireny e.. misy amin'ireny sinoa sy karana any amintsika ireny tsy mbola tany @ izay tanindrazany mihitsy fa tao M/kara no teraka.. efa taranaka fahafiry... nefa miteny sinoa sy karana ry zareo

dia ho ambaka ve isika?

:arrow:marina mihintsy io ry ika,tena mahavariana an ary azo ampiharina koa amintsika fa zany hoe za manokana aloha dia tena niezaka fa tsy nahavita e fa kosa mahalala izay teny gasy rehetra lazaiko izy fa ny mamaly dia tantara hafa.Asa ndray rehefa any aoriana ka mandeha irery any Dago angaha,ezahako fontsiny ny tsy hananany complexe miafinafina rehefa miteny gasy daholo ny olona dia hitako fa afaka mi-participer izy fa mamaly teny frantsay fontsiny..Tsy efa tsara ve na dia fantako zao fa tsy ampy?:((l)
15. ikaretsaka ( 06/02/2008 18:06)
rehefa le hanao sabatika ireny dia asaina manao herintaona any madagasikara any @ le tany tsa de misy miteny vazaha ireny...
fa mahay ho azy niverina avy any
ohatran'i Zandrinay t@ izy niseho ho be loha...
nahay izy niverina avy any
16. xxx ( 06/02/2008 20:02)
Fa maninona moa izany no terena hiteny gasy ilay zaza raha tsy te hiteny ???
17. niryna ( 07/02/2008 07:23)
ikaretsaka:

rehefa le hanao sabatika ireny dia asaina manao herintaona any madagasikara any @ le tany tsa de misy miteny vazaha ireny...
fa mahay ho azy niverina avy any
ohatran'i Zandrinay t@ izy niseho ho be loha...
nahay izy niverina avy any

:D ika koa mampihomehy ahy.
xxx a,mba te ahay ny tenindrazana ilay zaza kou,ny an'ny sinoa ,ny karana ,ny tavaratra sns mahay ny teniny daholo ary alefany mianatra isaky ny sabotsy,ny an'ny tena tsy teny hay,tsy soratra fantatra,izay ilay olana amin'ilay olona mivady .
Ny ahy ny hevitro ataoko teny gasy ka rehefa tsy mahay izy vao avadiko e raha izaho ilay olona
18. xxx ( 07/02/2008 07:34)

Ahitsiko ary ny teninao : tianao hahay teny gasy izy fa tsy te hahay teny gasy .

Amiko io dia toy ny zavatra rehetra : anjarako ny mi proposer azy an-janako fa raha toa ka tsy tiany dia tsy tereko . Toy ny hoe hanao lomano ve sa hanao piano ... etc, omeko azy ny opportunité ka raha tsy tiany dia izay izany

Ampiako kely hoe izaho no nisafidy ny hipetraka aty ivelany fa izy manaraka fotsiny, izaho no nametraka azy anaty sté tsy miteny gasy, j'en assume les conséquences. Tsy tereko izy raha tsy te hiteny gasy

19. fahamarinana ( 07/02/2008 10:15)
:arrow:niryna :mitovy hevitra amindry aho,ny ahy manokana dia teny gasy fa misy koa andro tsy fantany tsara ny tiako lazaina dia miteny frantsy aho manazava kely,fa misy koa andro rehefa mody marenina iny dia avy dia teny frantsay beuh...:-D.
[b]xxx[/b]: tsy hoe terena kah,na terena anie ny zaza rehefa tsy te hiteny izy akory atao fa proposer-na araka ny teninao.Ny ahy manokana aloha mbola tsy nanery zaza aho fa satria miezaka miteny gasy aho dia lasa mahazo teny gasy izy.Araka io voalazan'ny ika momba ny zandriny io :rehefa teny gasy ve no sisa henony afaka ny ho aiza tokoa fa dia mahay ho azy eo.
Fanamarihana kely indray momba ny lazainao hoe :izaho no nisafidy ny hipetraka aty ivelany...sns :amiko ndray dia raisiko toy ny langues ianarana rehetra e,aty france zao mianatra teny anglisy nefa any londres na usa no mipetraka(sauf ry ika sy niryna :wink:).Ny tiako tenenina dia tsara ny mi-s'ouvrir fa tsy ankaterena,betsaka no azo atao ary tsy voatery manery zaza daholo e.Zay aloha no fijeriko azy fa mety tsy mitovy amin'ny anareo :wink:.(l)
20. ikaretsaka ( 08/02/2008 13:32)
teeno teny gasy foana fa mamaly io rehefa ela ny ela...

fa voamariko koa fa rehefa aty i dadabeanay dia teny gasy sady vao mainka vakinankaratra be no hifampiresahan'izy mianaka satria i dadabe tsy hainy miteny angalisy na tsia (mino aho fa mahay lery aloha matoa afaka mi debra irery eny) ... fa miteny gasy izy mianaka rehefa miresaka ary miteny tsara nohon'ny zahay sy lery miresaka aza, rehefa henoiko manazava amin-draibe-ny fa modiako fanina...:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0911