gasy mivavaka

61. LazaDaddy ( 01/02/2008 23:29)
62. fijo ( 01/02/2008 23:31)
mazava izay ny an'ika
63. ikaretsaka ( 01/02/2008 23:31)
sa ahoana ho'zy Ralaza?
64. fijo ( 01/02/2008 23:33)
andrasana ny valiny
65. LazaDaddy ( 01/02/2008 23:36)
fijo> ka izaho tsy mahay manao "concours" kanou :)
66. ikaretsaka ( 01/02/2008 23:39)
nga zany concours raha tsy opinion!
67. LazaDaddy ( 01/02/2008 23:40)
68. fijo ( 01/02/2008 23:41)
concours d'opinion
69. ikaretsaka ( 01/02/2008 23:54)
andrasana ny valiny!
70. fijo ( 01/02/2008 23:57)
izay mantsy
71. Rasiligaoma ( 04/02/2008 04:46)
tsy mbola nivoak any valim-panadinana fa mbola miandry opinion
72. LazaDaddy ( 04/02/2008 05:33)
mazotoa miandry Rasiligaoma a. Dia hendre tsara eo am-piandrasana sao sanatria hampiseho "fahadalana" koa isika :)
73. ikaretsaka ( 04/02/2008 12:11)
miandry an-dralaza mivilana izany ko
74. fijo ( 06/02/2008 21:19)
de niandry ,de miandry ary dia mbola miandry ary farany nandry
75. ikaretsaka ( 06/02/2008 23:31)
io indray enao fa hanatsatso resaka efa mandry eo
76. fijo ( 07/02/2008 22:50)
ka nandry ny farany ko
77. ikaretsaka ( 08/02/2008 00:17)
ka aza fohazina ko.. aleo le izy aza hanao le pozina misaona be otran le sary nomen'ialahy ireny
78. fijo ( 08/02/2008 21:14)
hi hi hi
79. ikaretsaka ( 08/02/2008 22:28)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0469