gasy mivavaka

21. booboo ( 31/01/2008 12:51)
Raha tsy diso ny fitadidiako dia concert gospel sy lé hira nataona mpamoron-kira malagasy t@ fin XIXè - début XXè siècle no natao t@ io fotoana io fa tsy resaka satana nampitahotra ny olona.

Zà manokana finaritra ny sofiko nihaino ny feon-dreo nihira...:D

Ankoatra izay, mamitaka be ny fitsarana ivelany fotsiny @ lafim-piainana rehetra rehetra mihitsy ...




22. ikaretsaka ( 31/01/2008 13:05)
A
nkoatra izay, mamitaka be ny fitsarana ivelany fotsiny @ lafim-piainana rehetra rehetra mihitsy ...


marina izany fa ho an'ny tsy mahalala raha hangala paiso ihany... aleo kosa mba le paiso efa mba menamena no tiliana ry booboo ka...:-D:-D
23. soanja ( 31/01/2008 16:55)
booboo:

Raha tsy diso ny fitadidiako dia concert gospel sy lé hira nataona mpamoron-kira malagasy t@ fin XIXè - début XXè siècle no natao t@ io fotoana io fa tsy resaka satana nampitahotra ny olona.

Zà manokana finaritra ny sofiko nihaino ny feon-dreo nihira...:D

Ankoatra izay, mamitaka be ny fitsarana ivelany fotsiny @ lafim-piainana rehetra rehetra mihitsy ...








Sary no jerena eto ary raha therapist i Booboo ohatra ka io no fact omena (sary) dia io no dihina sy jerena ny manodidina. Ny facial expression ahafantarana ny diagnosis hoe inona sy ahoana? Tsy misy fitsarana izany akory. Toa ny fetinareo any andafy any, amin'ny alalan'ny sarinareo no hijerenay na nahazo ambiansy ianareo na tsia. Refa misy moa ny comments de izay vao tena tsara.
Raha ao anatin'io sary i booboo dia manaiky aho fa tany ianao ary ekena ny voalazanao.
Efa mpijery sary na mba mpijery ireny arts amin'ny alalan'ny maso ireny ianao. Amin'ny alalan'ny zavatra hita no hakana hevitra ny momba ilay artista sy ny niainany.
Any ampiangonana nefa no nilazana azy dia ireo izany no hitako satria any ampiangonana fiombonana sy hafaliana ary fanompoana iarahana no atao fa tsy io tarehy io akory. Raha any anefa ka izao no tarehy dia mety nomena fampitahorana zany ry zareo satria tarehy marikivy no fahitako an'izao. Tarehy tsy dia rototra amin'izay zavatra hita ary tarehy mampiseho tsy fahavitrihana.
Ka na hirahira aza ny tany de mety hanontany tena aho raha nahafapo ny zavanisy tany sa nahatsiaro lany vola ny olona.
Tsy ny tarehin'olona iray no dinihina eto fa dinihina daholo izay hita.

Samy malalaka amin'izay tiany tenenina ny olona fa ny mitsaratsara tsy mety tokoa.


24. booboo ( 31/01/2008 17:36)
Ekeko tanteraka. Famerenana hatrany an-dreniny ny contexte nangalana ny sary no nataoko satria mandiso ny fi-intérpeter-na raha ilay " gasy mivavaka " fotsiny nataon'i lé fijo loha-titre :).

25. ikaretsaka ( 31/01/2008 17:42)
ka mpamoronkira inoan kay aloha ilay izy
raha hira masina dia mivavaka ihany izay.. fa raha hira hafa dia joret komprit
26. pissoa ( 31/01/2008 17:57)
Ika : pffff :-D:-D:-D

Fa tsy azoko aloha hoe maninona raha "gasy mivavaka" ireo e ?!

Izaho mantsy amin'ilay sary ohatra ny mahita olona maromaro mifantoka be amin-javatra iray fotsiny (ankoatra ilay ankizy kely sy ilay ramatoa miondrika).
27. ikaretsaka ( 31/01/2008 18:48)
pissoa: arbitre miangatra kosa nareo... vao mihetsika kely ve ika de efa mitsoka sahady
28. pissoa ( 31/01/2008 19:06)
sorry e ! :-D:-D:-D
29. ikaretsaka ( 31/01/2008 19:10)
tokony no reformulern'i fijo izany io hoe "gasy mihaino hiram-pivavahana":-D:-D:-D
30. ikaretsaka ( 31/01/2008 19:11)
tokony no reformulern'i fijo izany io hoe "gasy mihaino hiram-pivavahana":-D:-D:-D

fa tsy azoko aloha hoe maninona raha "gasy mivavaka" ireo e ?!

nasiany tohiny hoe kanto sy mendrika
31. pissoa ( 31/01/2008 19:15)
hay ve e :-D:-D:-D:-D:-D
32. ikaretsaka ( 31/01/2008 19:21)
aleo le gasy misy vazaha mihaino hiram-pivavahana raha izany e
http://www.dailymotion.com/relevance/search/messe+pere+pedro/video/x2fj2f_messe-du-pere-pedro_family
33. LazaDaddy ( 31/01/2008 21:04)
Tandremo fa mivoana tanteraka mihitsy ny foto-pisainantsika eto raha isika natao ho fanilon'izao tontolo izao no ...

Rabilabila> misaotra anao nampahatsiahy :-*
34. ikaretsaka ( 31/01/2008 21:24)
za aloha miombona hevitar @ soanja amin'io e le hoe .. raha atao ary hoe olona hitory ianao (na iza io na iza) , izhao observer na le olona hitoriana sy hampitana ilay hafatra... tsy kopy lilil @ ilay ataonao aho fa olona neophytes

soanja:
ny fact omena (sary) dia io no dihina sy jerena ny manodidina. Ny facial expression ahafantarana ny diagnosis hoe inona sy ahoana? Tsy misy fitsarana izany akory.


dia mazava ho azy fa.....

sa mbola mila hazavaina??:-D:-D
35. LazaDaddy ( 31/01/2008 21:25)
36. cutie ( 31/01/2008 22:21)
heveriko fa mba hira no tao:?
37. fijo ( 31/01/2008 22:55)
laza an,tsy misy madamako izany ao fa aza diso ise.
gasy ao ampiangonana ireo ka,nandeha nivantana tamin'ny jour de seigneur no nahitako an'io.
tsy nitariko mihintsy,fa tiako mba samy haneo ny fahitany sy ny heviny eto isika
38. ikaretsaka ( 31/01/2008 23:07)
dia izay izany koooo
aleo letsy le faly ravoooo kle
39. fijo ( 31/01/2008 23:20)
eo dia samy maneho ny fahitany izany hoe gasy mivavaka.nitady io sary nasehon'ialahy io mihintsy aho,fa soa fa efa nasehon'ialahy
40. LazaDaddy ( 01/02/2008 00:26)
fijo:
tsy nitariko mihintsy,fa tiako mba samy haneo ny fahitany sy ny heviny eto isika
Marina sy ekeko ny tenin'ise :) ...dia samy naneho ny fahadalanay teto izahay :) :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2149