BOOONNANIF AKIA ANGIE A !

1. ikalamako ( 28/01/2008 22:31)


hay ve bonnanif anjoany e, dia tara gato zany zahay koh! Sa azo reporter-na amin'ny sabotsy fa zahay te-hakafoka fa efa elabe izao ikalamako tsy mba nakafoky ny coca-njy. Tany Naples tamin'ny 27 janvier no nakafoka farany dia izay. Soa fa misy bonnanif.

DIA MIRARY SOA AKIA A ! Anay jiaby zay !!!:-*:-*:-*
2. penina ( 29/01/2008 01:05)
:-*:-*:-*:-* mba pre ndray aloha za tam-ty fa aiza dia ho gisitra foana
3. ari.malala ( 29/01/2008 05:33)
oooooo, mba tao am karajia iany maly fa ts nahalala fa dsl e! bon anif Angie d mirary soa:-*:-* za kounkou andefasana gatô:°)
4. diamondra27 ( 29/01/2008 07:25)
kiss angie de bonne aniversera akia sely be a :-*:-*:-*
tsy tafa karajia tsony fa simba ny connexion akia a fa de manaova fety sambatra de enga anie ka ho tratry ny taona mitsingerina indray

de mampamangy an i tifi, angotiko sy fanaina sy nansa sy mimoza tianalove sns ao akia a
5. Angie ( 29/01/2008 09:10)
Angie mi :-* dia ampy sady mi :-D
dia misaotra betsaka nahatsiaro indrindra fa lay mampahery ahy any @ sisiny.

diamondra> ataoko tonga ny hafatra fa zah efa botax tsy te hitombo intsony alou
6. Ralay ( 29/01/2008 09:28)
Arabaina elà lesy dia aza mitombo vatana tsony fa aleo mitombo fahasalamana hatrany :-*
7. sasa ( 29/01/2008 10:48)
Faly miarahaba an'i Angie sy rurik d mirary fahasoavana sy fahasalamana hatrany ho anareo 2
:-*:-*:-*
8. ikalamako ( 29/01/2008 12:30)
satria :lol: no tena ilaina akia a.. Zah (l)(l)(l) njy tsinona !
sady zahay te-hanao fety koh !!!:°)
9. mbaliana ( 29/01/2008 19:04)
bonne annif aki ry angie dia mirary zay mahasoa ndrindra e...:-*
10. sipagasy ( 29/01/2008 19:45)
aza adinoina ny gateau-nay e!!!!

bizz be dia mirary fety sambatra e!
11. lancia ( 30/01/2008 08:04)
bonnanif de mirary fety sambatra:-*:-*:-*:-*
12. ftma ( 30/01/2008 15:33)
bon anniversaire angie cherie, tara indray akia za an fa na izany aza bizzz mamy be :-*:-*:-*:-*
13. MCZ ( 31/01/2008 05:27)
bon anniversaire ny akamako héhéhé fety be zany t@ io fotoana io aaa, za ko tara b t@ firarihantso fa tsy manina é :-P :wink: :-*:-*:-*:-*,dia miraray ny soa hoanareo hatrany zadrikely MCZ :wink: :D
tsika taralava fona zoky é héhéhé :-D :-D
14. Angie ( 02/02/2008 07:30)
Misaotra betraka ny akama rehetra nahatsiaro dia kiss dia ampy sady mi tsiky :-*:D
15. endrika01 ( 03/02/2008 13:35)
zah koa ve mahazo miarahaba sa...
zah mantsy vahiny de na dia mba te handray anjara @
fiarabana aza de sanganehana be ihany!
bon Anniversaire!
accepte-o na efa tara aza é,efa hitako efa ela fa tsy sahy niditra mitsy aho de farany .:-*
16. ANARIM ( 05/02/2008 05:45)
hihihi tara b! aza mena tsiny fa mitaiza hahaha!!!
mirary soa bdb kala botax kisss d ampy
MCZ : bisou b elà io an!
17. angotiko ( 05/02/2008 10:58)
Angie
bisous be njy d bonne chance ki a, d ho tratry ny fitsingerenana maromaro a, d alefa ny gatôko fa noana be za
fihina be njy, fa za io tsy tafiditra ao amin'ny tchat d tsy afaka miresaka
bye
18. tsiambaratelo ( 06/02/2008 15:08)
i tsiambaratelo kounkou efa tara machine!Dia ho tratran\'ny @herintaona indray é!
19. tsiambaratelo ( 06/02/2008 15:09)
i tsiambaratelo kounkou efa tara machine!Dia ho tratran\'ny @herintaona indray é!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4847