3 sy 4
1. michou4
(
28/01/2008 14:08)
mba mangataka ny hiran i Herimahefasoa 3 sy 4 na Hay indry tsy tany
novalian'i bida ny 17/03/2008 23:01
3. raents
(
07/02/2008 20:25)
Inty ary Hay indry hono tsy tany.
Taiza indry omaly,sy nandeha taiza tamin'ny roa
Tamin'ny firy no avy aiza,no tsy nandalo ilay fotoana
Hay indry hono tsy tany,niteniteny foana ny ho any
Rehefa tia mola,fandraisan-dry an'izany
Hatramin'ny omaly,tazonin-dry izany ka mandraky ny androany
Hay koa dia foana ny fitia
Nefa anie izy teo foana,niandry anao teo
Nefa anie izy niandry foana,tsy nahaloa-peo
Fa nanantena anao,kanjo nody maina
Tamin'ny dimy.
Tsy nahatoky ve ianao,sa nanao fanahy iniana
Satria raha fantatrao,f'izany hody izany,nesoriny
Nefa indry hono tsy tany,niteniteny foana ny ho any
Nefa anie izy teo foana,niandry anao teo...