olona mahay rano

21. ari.malala ( 01/02/2008 06:51)
izahay tsy mipetraka amorondrano, sady tsy mahay rano daolo, de ny solution hoana de ts mirobodrano:°)
22. Vitsikakely ( 06/02/2008 04:44)
kory ô!Aty aminay ry ari.tena maseka beuh ny rano.Misy anzô fadifady bobaka beuh zao,tsa te ôlô tsa misaikah, ohatsa le mihina kisoa ren.Njiko efa taty mety efa maharaka anô.Tônga da mis misôtina tananjiko,ary Sahatsio ary,isa-taon maka ôlô fôna le rano tsa we mirobo-drano fa enô mandalo iny tônga de mitsôraka de an tsa hità,tamzay le ranamana sady nivanitika no nitsorika no nanôfanôfa tanana ny vadiny sy ny zanagny lahy, angamba nedala nahita avion,natao ny barrage ambony sy ambany,noritina ny rano nasôrina ny fôtaka tsa hita.Lay rano tena narivo,naplahelo beuh ny vady aman-janany!Tsa hita hatr@zao ny razana snif
23. ari.malala ( 06/02/2008 06:07)
ary tsa mba hoany amnareo any ah ry Vitsikakely ra zany fa sod mba lasan'ny rano any kanouuuuuu! hihihi!
24. endrika01 ( 14/02/2008 14:03)
Mamelona ny rano nefa mamono ihany koa!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.327