sipan'ny fianara
21. nandrianina1
(
25/01/2008 23:24)
Ovay aloun ny fomba firesakao ry todysoa a!
fa ra io fataona io no fomba firesakao de hoy ny sipa oe e e e ipitsiiiio!
fa ra io fataona io no fomba firesakao de hoy ny sipa oe e e e ipitsiiiio!
22. ikaretsaka
(
26/01/2008 15:12)
ia ndray zao apelan'i fianarana tsa mety sokelaina izao rika o!
da mahazheeeeeendana any zhao ooooooo
da mahazheeeeeendana any zhao ooooooo
24. ikaretsaka
(
26/01/2008 17:48)
ka raha minday figo @ ampelan'i fianarana ialahy ka tsy asian'ialahy figo ny lohan'ialahy.... ahoana kosa no hahampety an'izany
tess> ny sipan'i Bira tsa maninona shefa tsary milangalanga aminy ndroky... fa she milangalanga de mihinjika mafy hatrany ambatra ka hatrany antany
tess> ny sipan'i Bira tsa maninona shefa tsary milangalanga aminy ndroky... fa she milangalanga de mihinjika mafy hatrany ambatra ka hatrany antany
25. fasaly
(
26/01/2008 22:54)
marina mahitsiny io ikaretsaka an! aza kitihina fotsiny izy fa raha kitihinao izy dia ahita azy ianao:wink::-D
marina any iouuuuu!
marina any iouuuuu!
28. comptezo
(
31/01/2008 11:14)
Sao kosa ela lity no mampataotra :twisted::twisted::twisted:azy matoa ry zareo no milefa an.Zay mantsy mba avy any iany eh.=))
31. Papoose
(
03/02/2008 00:29)
todisoa2:
Fa aôna kosa hoaho ny sipan fianara toa samy miavonavona daholo? Hoatry ny matahotra hokôtiana foana na dia ts any aza ny intention-n'ny bandy. :lol::lol:.
Mila valiny haingana e.
fa firy zany lazainao sipan'ny fianara miavona zany le??? za toa mbola tsy nisy niteny an'izany:-/
32. tranokely
(
05/02/2008 10:59)
i Papoose io ve tsy bandy tany fianar ihany talou e! zokiny Maika e!CELEPA ozizy ny sasany
33. loick
(
05/02/2008 11:15)
f'angaha moa ry anona raha tsy mitsiky aminareo ny apela dia tsy so izay ny madigna d taronina ho miavona ? mba araho ny lojika fa tsy faly ny ahita ny nifin'ny apelan'i fianara fotsiny:roll::lol::-D
35. RAKVOL
(
06/04/2008 07:29)
Ianao mihitsy no tsa mahay madray ny sipa fa ovay ny fomba fikotiana ah non !!! ny fomba firesaka . samy manana ny fomba fiainanay ny ona na ny nitaizan'ny ray sy reniny azy , dia tena tianao tokoa angamba ry kalabetsy no d mitaraina ;aia koa d ny sipa rehetra ao fianar ......
36. comptezo
(
06/04/2008 12:54)
Houna lekà liak' ty ;jana nahita kilonga apela ahatany fianara miavona l'ty aho htr@ zao.efa nitady ihany anefa!!!
Ny kilonga apela ragna tsa miavona fa ny lilahy rou tsa mahasahy mila a!
MDR!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
Ny kilonga apela ragna tsa miavona fa ny lilahy rou tsa mahasahy mila a!
MDR!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!