sipan'ny fianara

1. todisoa2 ( 25/01/2008 12:45)
Fa aôna kosa hoaho ny sipan fianara toa samy miavonavona daholo? Hoatry ny matahotra hokôtiana foana na dia ts any aza ny intention-n'ny bandy. :lol::lol:.
Mila valiny haingana e.
novalian'i comptezo ny 06/04/2008 12:54
2. Jeankely ( 25/01/2008 13:04)
Ny miavona sy ny tsy miresaka tsy mitovy. Fa angaha kosa moa tokony hitsikitsiky eran'ny lalana tsy lazain'ny sasany MOLA indray ve? Rehefa misy asa na fianarana na zavatra hiaraha-miasa na mamita tsy miavona fa miara-miasa tsara. Anisany mahay mifandray @'olona ny Sipan'i Fianara. Na izany aza mba hovao ilay toetsaina hoe avy dia mitady hikoty satria tsy izany ihany no hifandraisana. Ny vehivavy tsy fitaovana fa olombelona.
3. todisoa2 ( 25/01/2008 13:24)
Ka ny olombelona misaina. Natao hifandraisana. Tsy mitovy feeling ka samy hafa fomba fijery. Ny any Tamatave lazaiko anise va plutôt ool ny olona any ary tia mifandray aman'olona. Na tsy mifankafantatra izao aza rehefa arahabaina dia mamaly. Fa tsy hoatry ny sipan'ny Fianara-n'ialahy, mimonjomonjo sahala @ nivoaha-paty anefa tambaoaksa hoatrea azy ihany. Midira izay mahasaky!
4. simplex ( 25/01/2008 13:29)
todisoa:
Hoatry ny matahotra hokôtiana foana na dia ts any aza ny intention-n'ny bandy.:lol::lol:
ka in le tena olana rehefa tsy hikoty azy toi e? sa mba te hiresadresaka aloha dia avy eo hikoty ihany sa ahoana? :)

aza kivy izany fa le sarotra kotiana mintsy no tena milay ;-)
5. rafoko ( 25/01/2008 13:33)
Mety mbola tsy ampy angamba ny bôgôsitenialahy
matoa ialahy ataony fijery ratsy .
6. todisoa2 ( 25/01/2008 13:50)
Ka ts an mints le resaka. Zao le izy e. Tsis idirana fikôtiana zan alou hatreto. Tna hors-sujet le resaka manjary samy hafa le fréquence. Vakio tsara ny sujet vo mamaly sao mahazo zéro hoy i Ramose.
''Bogossité tsy lamody, vola mikonty'' hoy le frère zay. Ts resaka fikôtiana mihintsy fa resaka esprit communiatif no tiako horesahina eto. Ts mahay mifandray @ olona ny betsileo ao Fianar. Mangitsy fo. Ts mba hoatry ny oln hafa. Miditra round vaovao izay mbola mahasahy:lol::lol::lol:
7. simplex ( 25/01/2008 14:14)

ra izay ndray d ela izany no misisika otran'ny vinanto tsy mahare fosa kanou :@

sa hoe mitady olana tsy misy? :P
ol tsy ketriketrehana ve rakoto d atao blem be ra tsy miresaka :) zory fotsiny ny lalana d zay ;-)

ra izay manko no toetran'le ol dia tsy afaka ny hanao na in na in eo ela fa harary fo @ tsisy dikany. Mifindra any Tamatave ra tena tsy azoazon'la mintsy le izy :)
8. sakaizakely ( 25/01/2008 14:19)

samy manana ny kolotsainy ny foko, misy olona somary sarotsarokenatra,

ny any afovoantany matetika notezaina ho maotina tsy dia mampiseho loatra fihetsehampo ny olona, araky ny voalazan'i Jeankely hoe ataon'ny oul fa MOLA raha toa tsy manaraka izany. Tsy midika fa miavonanavona izany na matahotra kotina sns

ny any amorontsiraka matetika mifanohitra am kolotsaina any afovoantany, plus chalereux, tia mampiseho hafaliana amin'ny endrika ivelany satria izay no nanazarana azy

Tsy misy maharatsy na mahatsara azy. Anjaranao ny mi sadapta am kolotsain'ny faritany misy anao. Ny olona malalantsaina no mora mahay misadapta tsy mimenomenn na manaratsy ny fomban'ny hafa.

Ny toetranao izao mazana no iatombohan'ny disadisa sy adimpoko. Mandiniha tena, mahaiza manaja ny fombafomban'ny toerana misy anao.

Rehefa tsy araky ny sainao ny hiezaka hanao izany dia ataoko fa tsy misy manery anao hijanona. Aza mankany Fianarantsoa rehefa tsy faly fa miverena any am Tamatavinao any

9. todisoa2 ( 25/01/2008 14:21)
simplex:


ra izay ndray d ela izany no misisika otran'ny vinanto tsy mahare fosa kanou :@

sa hoe mitady olana tsy misy? :P
ol tsy ketriketrehana ve rakoto d atao blem be ra tsy miresaka :) zory fotsiny ny lalana d zay ;-)

ra izay manko no toetran'le ol dia tsy afaka ny hanao na in na in eo ela fa harary fo @ tsisy dikany. Mifindra any Tamatave ra tena tsy azoazon'la mintsy le izy :)


Tsis resa-binanto ramose a. Resa-tserasera no eto e. Ivelan'izay dia hors- sujet. :lol::lol:.Round 3.
10. todisoa2 ( 25/01/2008 14:26)
sakaizakely:


samy manana ny kolotsainy ny foko, misy olona somary sarotsarokenatra,

ny any afovoantany matetika notezaina ho maotina tsy dia mampiseho loatra fihetsehampo ny olona, araky ny voalazan'i Jeankely hoe ataon'ny oul fa MOLA raha toa tsy manaraka izany. Tsy midika fa miavonanavona izany na matahotra kotina sns

ny any amorontsiraka matetika mifanohitra am kolotsaina any afovoantany, plus chalereux, tia mampiseho hafaliana amin'ny endrika ivelany satria izay no nanazarana azy
Msotra @ le fanazavana e. Tna intéressat le zvt voalaza.
Tsy misy maharatsy na mahatsara azy. Anjaranao ny mi sadapta am kolotsain'ny faritany misy anao. Ny olona malalantsaina no mora mahay misadapta tsy mimenomenn na manaratsy ny fomban'ny hafa.

Ny toetranao izao mazana no iatombohan'ny disadisa sy adimpoko. Mandiniha tena, mahaiza manaja ny fombafomban'ny toerana misy anao.

Rehefa tsy araky ny sainao ny hiezaka hanao izany dia ataoko fa tsy misy manery anao hijanona. Aza mankany Fianarantsoa rehefa tsy faly fa miverena any am Tamatavinao any





11. simplex ( 25/01/2008 14:34)

todisoa2,

ohabolana le hoe misosososo toy ny vinanto tsy mahare fosa ka. Izany hoe tsy ilay vinanto no tena resahiko fa ela misisika be aminy nefa tsy mafantatra izay any an-tsainy/am-pony akory...

ao anaty size sa? :°)
12. sakaizakely ( 25/01/2008 14:39)
simplex>

olona ratsy toetra sy tia mihantsy ady ange izy ity e ! tsy mahagaga raha ihatakatahan'ny olona

Jereo ity fiteniny
13. rabingogilabanga ( 25/01/2008 14:41)
Mila valiny haingana e.


fa ahoana? y'a le feu? efa tena mirehitra mihintsy angaha ry zoky kofa le izy?

Fa aôna kosa hoaho ny sipan fianara toa samy miavonavona daholo?


tany @ resabehivavy no tokony nataon'ise le izy,sa tsy ny sipan'ny fianara mihintsy no tokony afaka hamaly an'ise?

Hoatry ny matahotra hokôtiana foana na dia ts any aza ny intention-n'ny bandy

tsy misy sipa matahotra ho-kotiana izany, matahotra mpikoty maivana klôty no betsaka, rehefa hitany tsy maivana kilaoty ise dia ok ozizy. ankoatr'izay

resaka morsa io, , ny morsa ampiasaina no anontanio @ manaraka, sa ahoana?

de mampamangy @ kala grity any e! tsa mila ny ngedalahy de ngedalahy va rôky hoe!
14. todisoa2 ( 25/01/2008 14:48)
simplex:


todisoa2,

ohabolana le hoe misosososo toy ny vinanto tsy mahare fosa ka. Izany hoe tsy ilay vinanto no tena resahiko fa ela misisika be aminy nefa tsy mafantatra izay any an-tsainy/am-pony akory...

ao anaty size sa? :°)


Ka voalohany ry havako izany d tsy resaka sipa iray mihintsy no resahiko fa ny vehivavy betsileo monina ao Fianar mints. Zay ts mahataty sira mibonabona. Ny aty koa ampy handihizan'izay tsy mahataty adihvt.:wink: Ok bye.
15. simplex ( 25/01/2008 14:50)

miangavy an'i kala grity hamaly haingana :P
16. todisoa2 ( 25/01/2008 14:55)
rabingogilabanga:

Mila valiny haingana e.


fa ahoana? y'a le feu? efa tena mirehitra mihintsy angaha ry zoky kofa le izy?

Fa aôna kosa hoaho ny sipan fianara toa samy miavonavona daholo?


tany @ resabehivavy no tokony nataon'ise le izy,sa tsy ny sipan'ny fianara mihintsy no tokony afaka hamaly an'ise?

Hoatry ny matahotra hokôtiana foana na dia ts any aza ny intention-n'ny bandy

tsy misy sipa matahotra ho-kotiana izany, matahotra mpikoty maivana klôty no betsaka, rehefa hitany tsy maivana kilaoty ise dia ok ozizy. ankoatr'izay

resaka morsa io, , ny morsa ampiasaina no anontanio @ manaraka, sa ahoana?

de mampamangy @ kala grity any e! tsa mila ny ngedalahy de ngedalahy va rôky hoe!



Aza miditra @ ts tokn hidirana e. Aza manosika fa samy lazaina ro avy eto. :lol::cry:. Tongava raha te-hahita.:lol::lol:
17. lazounet ( 25/01/2008 15:14)
todisoa2:

Fa aôna kosa hoaho ny sipan fianara toa samy miavonavona daholo? Hoatry ny matahotra hokôtiana foana na dia ts any aza ny intention-n'ny bandy. :lol::lol:.
Mila valiny haingana e.


=))=))=))=))
Ka any Fianar sa any Tanà sa any an-dafy no nahitanao an'ireo sipan'ny Fianar matahotra hokôtina ireo=))=))=))=))
18. xxx ( 25/01/2008 15:37)
Mpandefa : todisoa2 [ Valio ] 25-01-2008 13:45:43
Lohateny : sipan'ny fianara
Fa aôna kosa hoaho ny sipan fianara toa samy miavonavona daholo? Hoatry ny matahotra hokôtiana foana na dia ts any aza ny intention-n'ny bandy.
Hoy aho hoe

ka ny anay efa fantatray angé hoe tsy tena any ny intention ' ny bandy io de tsy manaiky ho adaladalaina zahay e
19. lapino ( 25/01/2008 16:04)
todisoa2:

Fa aôna kosa hoaho ny sipan fianara toa samy miavonavona daholo? Hoatry ny matahotra hokôtiana foana na dia ts any aza ny intention-n'ny bandy. :lol::lol:.

Sao dia mba matahotra tsy hokotiana ? :wink:

20. penina ( 25/01/2008 18:37)
Ny Fianaratsoa aloha vao jerena tonga dia hita hoe matotra.

Sady ny bidon vide ihany ange no maneno be eh. :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9969