tokony atao teny gasy daholo ny fanaovan-draharaha

21. badboy ( 30/01/2008 15:36)
Ambarako aminao tsoriko aminao fa vary tsisy laoka laniko amizao, any ka ts'izany va? marina an'izany!!
Oéoé...oé!!!:-D:-D
22. Jeankely ( 31/01/2008 03:24)
Misaotra anao Ra-naughtyboy e!! Ny hany ka ts'izany va moa efa tao ambavandry zalahy hatr'izay ka zarany aza misy fotoana ahafahany mamerina indray ny nofiny sy ny fanaony teo aloha. Tsy hain'ny bandy kely vao misandratra izany. Fantatra tsara anie ny misy ireo milaza mahiratra mitsara an'i Madagasikara vizana ireo e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0401