feu de stop

1. rakapy ( 24/01/2008 01:07)
Efa henonareo ve ny tantaran'ilay polisy nanao controle tetsy Mahamasina?
Nanakana fiara hono ity polisy iray ka dia nanao ny fomba rehetra mba ahazaona tsolotra. Ara dalana avokoa ny momban'ny fiaran'ity vehivavy iray afatsy ny feu de stop ao aoriana.
Nitsangana teo alohan'ny fiara ary ity polisy ka nibaiko ny mpamily hoe:Alefaso ny clingotant gauche, droite, essuye glass,code,phare... feu de stop(nefa i lery mbola eo alohan'ny fiara ihany)dia nalefan'ity vehivavy ny anti brouillard dia hoy i lery tamin'ity mpamily" mba tena manara dalana koa ianao izany ry madama fa tsy hitako mihintsy izay kihanina".
novalian'i lohabe ny 28/01/2008 16:55
2. rova30 ( 24/01/2008 08:39)
:-DIo koa ilay polisy fa nanadino solomaso:-D:-D:-D

Raha nitondra solomaso izao ingahy tamin'io, tonga dia mba nahita ilay retroviseur simba clignotant (miandry piesy manko e!):-P
3. diamondra27 ( 24/01/2008 12:29)
ahatsiarovako an ity io

http://www.dailymotion.com/relevance/search/tsiky/video/x1hbjl_fouhehy-zig-zag_fun
4. fahamarinana ( 24/01/2008 12:44)
:arrow::-D:-D(l)
5. lohabe ( 28/01/2008 16:55)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2167