hanome sa tsia

21. fahamarinana ( 24/01/2008 16:30)
sakaizakely:

mijery émission mikasika ny dons d'organe wa zà

mampivarahontsana be le olona antsoina tel de lazain'ilay infirmiere hoe misy vaovao ratsy mikasika ny rahalahinao, nanao arrêt cardiaque tany ampiasany. Tsy heno moa izay lazain'ilay olona fa ilay infirmière no miteny hoe ajanony ny fiara aloha, andraso fa omeko anao ny dokotera fa tsy manana alalana hiresaka ny mombamomba ny fandehany aho :cry::cry::cry:

De lasa saina any am'lay olona nantsoina ny tena, mieritreritra ny fihetsehampony, sady efa tampohan'ny fahoriana no tsy maintsy mandray fanapahankevitra goavana be haingana mikasika ny fanomezana ny taovan'ilay havana nodimandry, satria farafaha elany 4 ora aorinan'ny fijanonan'ny fo no analana ny taova, dia tsy maintsy koa tonga any @ hopitaly manao sonia ny fanaovana don.

Ahoana re ny mba hevitrareo amin'io ? Hanome sa tsia ? Ahoana ny fipetraky ny finoana amin'io ?




:arrow:Raha ny hevitro manokana aloha dia hanome aho,ary hitako hoe tsara dieny zao dia atao ny carte de donneur mba tsy hisian'ny fanontaniana amin'ny fianakaviana intsony rehefa mby ilay fotoana satria efa mazava amin'ny rehetra e.
Dia amiko ,mpino aho fa tsy miteraka olana amiko izany satria ny vatana anie ho lo ihany e ka raha mba maha-avotra olona hafa ve hampisy probleme ho ahy ? Fa iny moa samy manana ny fandraisany azy ka tsy hita hifanomezan-tsiny.(l)
22. penina ( 24/01/2008 18:36)
za aloha tsy hanome raha tsy hoe sakaizakely angaha hoe no homena azy.
23. sakaizakely ( 25/01/2008 09:59)
ika>

ny fanomezana taova mbola velona dia voafetran'ny lalàna ho an'ny fianakaviana akaiky (lien de parenté direct) raha ny fahalalako azy eto.

Tsara tokoa ny milaza @ manodidina ny faniriana mba tsy ho very ny fotoana am fakàna ny taova satria sarobidy na minitra iray fotsiny aza. Na izany aza raha tsy manana carte de donneur ianao dia mila validation ny havana akaiky ihany ny dokotera

tsy marina ny hoe
Ny atahorana amin'ilay manaiky hanome taova koa anie de izao e, ra voan'ny accident ianao ka hitan'ny dokotera hoe vonona hanome taova dia mety tsy hiala nenina intsony izy, na dia tokony ho avotra aza ianao, dia tonga dia alainy ny taova dia maty e!




misy protocole be mikasika ny fanalàna taova ary tsy irery ny dokotera fa misy ekipa manodidina azy, ils ne peuvent pas faire n'importe quoi. Am maha dokotera azy dia miala nenina foana izy ary tsy maintsy afaka manaporofo an'izany. Misy moyens betsaka ahafantarana ny zavamitranga fa tsy vitan'ny honohono sy ny ahiahy gratos fotsiny izy ity. Tsy ny maty rehetra anefa akory no azo akana taova fa ireo en état de mort cérebral ihany.
24. sakaizakely ( 25/01/2008 10:02)
penina >

za mila ranjo fa mba te hiha-lava
mety ve ? :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0494