vanim-potoana inona amin'izao?

21. penina ( 24/01/2008 18:51)
compose misy masedoane
22. Levy ( 25/01/2008 17:22)
vanim-potoana "mamahamay be"
23. penina ( 25/01/2008 18:35)
:-D
24. ikaretsaka ( 28/01/2008 15:09)
inona no nodorana sy noketrehina tao ka tsy ampy rano no mendy tao ka hoe mahamahy be?
25. penina ( 29/01/2008 01:00)
Lazain'ilery fa toetr'andro kah. Mahamay be mantsy izao. :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2111