vanim-potoana inona amin'izao?

1. penina ( 21/01/2008 20:55)
Taloha tamin'ny malagasy ilay hoe: vanim-potoana fiforetana anaty, vanim-potoana mitady ny very ...

Dia lasa ny saiko hoe ahoana ny ankehitriny? Efa hita ihany ve ilay riba malagasy sa tsia?
novalian'i penina ny 29/01/2008 01:00
2. tess ( 21/01/2008 21:10)
vanipotoana fivelarana mandroso ngambany:-P
3. ikaretsaka ( 21/01/2008 21:29)
vanim-poroana contrairen'ny "mitady ny very"..."manary ny hita"!
4. tess ( 21/01/2008 21:34)
ary raha "ny hita dia very":-P
5. ratonga ( 21/01/2008 22:48)
penina :
Taloha tamin'ny malagasy ilay hoe: vanim-potoana fiforetana anaty

in ny dikan'io kay:roll:
6. ikaretsaka ( 21/01/2008 22:59)
le t@ andro taorianan'ny mouvement VVS io ry Ratonga a
le heo noferan'ny vazaha ny fahafahana mivelatra hono.. de niforitra tao foana
7. ratonga ( 22/01/2008 02:41)
misaotra an'i ika @ fanazavana^:^
8. tess ( 22/01/2008 07:20)
ikaretsaka : hay izay no dikany??ka izay no nataoko hoe amizao vanim-ptoana izao izany dia efa mivelatra mandroso izany koa tsy miforitra intsony:wink:
9. endrika01 ( 22/01/2008 11:13)
Vanim-potoanan'ny makany>makany>amin'ny fahajambana é
10. tsaramaso ( 22/01/2008 11:45)
Vanim-potoanan'ny valalan'alika ry lety a !!!!! hahahaaha
11. soanja ( 22/01/2008 15:17)
Izao no antsoina hoe vanim-potoanan'i serasera mavitrika. Hita ao Mada daholo rehefa fomba hifaneraserana tsy misy sakantsakana nohon'ny fahantrana sns... : portable, tele, radio, mp3 sy 4, internet, podcast e sns tsy haiko daholo fa be e.
12. pissoa ( 22/01/2008 21:23)
Ito :
ikaretsaka:

vanim-potoana contrairen'ny "mitady ny very"..."manary ny hita"!


:-D:-D:-D
13. olomboavonjy ( 22/01/2008 22:21)
pissoa
izany hoe izay tsy hita ihany no tadiavina fa zay hita tsy jerena akory :-D:-D
14. ikaretsaka ( 23/01/2008 02:54)
izay no izao ko... mampihomehy fa izay no mitranga
15. soanja ( 23/01/2008 04:03)
Ary maninona raha tonga de lazain'Ika hoe : Vanim-potoana ny fanarian-damba!
:-D:-D:-D:-D
16. lembelo ( 23/01/2008 09:45)
Sa "vanim-potoana manara-poana" ?
17. penina ( 23/01/2008 13:01)
tena ohatra ny marina daholo ny teninareo. Mampalahelo ihany an.
18. ikaretsaka ( 23/01/2008 15:29)
soanja> ka tsy "art" sy style fanoratana ny lamba ariana ko!
19. booboo ( 23/01/2008 15:36)
Sa "vanim-potoana manara-poana" ?


io ve tsy mitovy t@ vanim-potoana fanka-tahaka ihany ?
20. ikaretsaka ( 23/01/2008 15:54)
tena ohatran'ny vanim-potoana compose izany izao e..
misy ny manary ny hita ... misy ny maka tahaka, misy ny mamorona ny vaovao, misy ny manampina ny efa goaka teo,
ze hahatsara ny bizna no mahamaika izao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4559