Maty i Bobby Fischer

1. lapino ( 19/01/2008 14:17)
Vao 64 taona fotsiny lery kanefa. :-(

Amerikana anti-amerikana, hors-la-loi any US lery io. Ary tena rebelle hatrany amin'ny filalaony ka hatramin'ny fomba fiainany. Mahavariana ny mamaky ny tantaram-piainan'i lery, ohatra ny mijery film zany.

Nisy siosion-dresaka hoe hifampitana amin'i Karpov izy amina echecs gothique, kanjo moa izany dia maty lery.

Tao anatin'ny taona vitsivitsy izay dia nampirevy mpilalao tamin'ny internet lery. GMI iray izany hono no resiny, ary rehefa nandinika an'ilay lalao dia nahafantatra azy tamin'ny fomba filalaony.

Misaona azy ny mpilalao eseky aloha. Enga anie ilay anankiray mitovitovy aminy iny tsy ho faty malaky noho ny politikany.
novalian'i lapino ny 21/01/2008 16:33
2. lapino ( 19/01/2008 14:21)
http://en.wikipedia.org/wiki/Bobby_Fischer
3. kelly13 ( 19/01/2008 17:53)
za nefa ry lapino d otran'ny manahy le ranamana iray io hoe tsy ho ela vel zany a! enga anie ka handiso ahy ny eritreritro fa ny fahitako azy d tena manalokaloka sy manelingelina ilay poutin-kena izy!
4. lapino ( 21/01/2008 16:33)
Za koa manahy ihany ... :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5189