Zanak'alika io
1. xxx
(
18/01/2008 15:57)
Zanak'alika io, mety zanak'adala fa TSY zana-pokonolo : http://english.pravda.ru/photo/report/mutant-3050/1/
Dia sanatria tokoa ve nisy olona nanao toetran'alika nahatonga an'izao e? :-D:-D Aza hitako kle :{8-):^):^)

novalian'i olomboavonjy ny 22/01/2008 18:00
3. tess
(
18/01/2008 17:19)
xxx:
Zanak'alika io, mety zanak'adala fa TSY zana-pokonolo : http://english.pravda.ru/photo/report/mutant-3050/1/
Dia sanatria tokoa ve nisy olona nanao toetran'alika nahatonga an'izao e? :-D:-D Aza hitako kle :{8-):^):^)
pozzible:^)http://img263.imageshack.us/img263/9591/dogs02fi3.jpg
6. ni81
(
19/01/2008 12:26)
Efa mivaona dia mivaona ange izao ny toe-tsain'ny olombelona e! lahy sy ny lahy manjary mivady ary ny vavy sy ny vavy koa, ary rehefa tsy dia mahita mangirana loatra dia mankany @ biby indray koa e!
8. Rasiligaoma
(
19/01/2008 17:13)
talohan'i samoela dia efa niteny i Bekoton'i mahaleo momban'ny zanak'i Ndrema sy ny zanaka jomaka
9. sakaizakely
(
19/01/2008 17:22)
na tsy mahay siansa ara aho
tsy mety vanona ny fécondation raha tsy mitovy ny caractère génétique
zany hoe tsy maintsy gametes lahy sy vavy oulmbel no mihaona vao tonga ho zygote = embryon oulmbel kely
gametes lahy sy vavy alika = zygote alika kely
etsetra etsetra
raha samy hafa fihaviana ny gameta dia tsy vanona satria tsy afaka hifameno ny chromosomes, amintsika oulmbel ohatra dia dia 23 avy @ ovule, 23 avy am lhl soit 46 chromosomes. Raha vao tsy ampy na dia 1 aza dia miteraka fahasamponan'ny zygote pire manome atodimoka dia tsy tanteraka ny fiforonan'ilay embryon
Io isa 46 chromosomes io no maha oulmbel ny oulmbel. Samy manana ny isany manokana avy ny zavamanan'aina rehetra, izay no mampiavaka azy ireo avy
Dia tsy haiko ny manazava azy ankoatr'izay fa raha misy mahay siansa aoka mba hanome fanazavana mahay kokoa

10. sakaizakely
(
19/01/2008 17:24)
noho izany, tsy possible hoe olona sy alika miteraka olona alika. Tsy mety de tsy mety fotsiny
izay no anaovako hoe paiso io sary io
izay no anaovako hoe paiso io sary io
11. niryna
(
21/01/2008 05:16)
sakaizakely:
noho izany, tsy possible hoe olona sy alika miteraka olona alika. Tsy mety de tsy mety fotsiny
izay no anaovako hoe paiso io sary io
ary ity ahoana ?
http://www.avakesh.com/images/2007/08/23/animal_man.jpg
Io aloha dia misy ny miaraka amin'ny biby ny olona,ary misy ho 23% ny mpiompy no manambady ny bibiny :evil:
Efa naheno hianareo hoe taranak'alika?
Niaraka tamin'ny alika ilay olona dia teraka ary natsiravina voloina be daholo ny tenan'ilay zaza,ny tenany olona fa ny vatany voloina,maty ilay zaza.Zava nisy io taloha. :roll: ary taty amintsika.
Nisy izany ary nisy ny zaza feno volo toy ny alika :roll::?:
mi-create-monster hoy ny fiteny azy,ataon'ny olona daholo izay tsy tokony atao e.
http://baiboly.org/toko.asp?boky=LEVITIKOSY&toko=18&dika=
23 Ary aza mandry amin'ny biby handoto ny tenanao aminy; ary aoka tsy hisy vehivavy hety handrian'ny biby; fa zavatra fady indrindra izany.
24 Aza mandoto ny tenanareo amin'izany zavatra izany akory; fa izany rehetra izany no nandotoan'ny jentilisa ny tenany, izay efa horoahiko eo anoloanareo.
Rarana daholo ilay izy ary santionany ireo kanefa vao maika manao ny olona hoe manaova fanandramana
http://zepfanman.com/images/snowwook.jpg
13. sakaizakely
(
21/01/2008 09:31)
Ny an'i Niryna koa avadika baiboly fona ny dinika.
F'angaha moa ry niryna rehefa miteny aho hoe tsy possible hanaranaka ny olona sy ny biby dia midika ho famporisihana ny olona hanana firaisana am biby izany ?
Za ry niryna tsy zoophile a
nefa koa tsy fahanandalitra am ze kisarisary namboarimboarin'ny olona natao hanadalana ny marivo salosana
tsy vitan'ny fianarana tsianjery ny baiboly ny fiainana fa mba asiana lojikany koa, asiana jery aratsiansa koa fa tsy ze sarisary trucage rehetra zao dia heverina fa marina.

14. naughtyboy
(
21/01/2008 12:36)
iee, aleo ny hafa mba hanana ny fijeriny sy fomba fandinihany zvt fa tsy sasana loha lava @ tony tsiaNJERY AO @ BAIBOLY (leo ny oul fa tsy fampielezkevitra mila dradradraina nge izy io e)sy finonompoana zv petatoko vokatry ny haitao, tsy mitombona reo fa tsy voarara akory ze te hino:-D:-D
15. tess
(
21/01/2008 15:22)
ka ny an'ilay ramatoa be izay aza lolohavina foana iny baiboly iny copie coller isaky ny mande zé volazan'ny baiboly anefa ny teotra devoly mampitsoka:{
hors sujet kely aho :°)
hors sujet kely aho :°)
16. xxx
(
21/01/2008 16:27)
mivadika tanteraka re zany resaka zany ...
sakaizakely > marina fa tsy viable ny croisement interspecifique eo amin'ny biby. Amin'ny cas vitsivitsy ihany no viable izany, fa tsy maintsy même famille sady mifanakaiky kely ireo especes anankiroa ampiarahina.
Oh :
gana + dokotra -> safiotra
liona + tigra -> tigron
soavaly + zebre -> tsy haiko ny anarany
Na dia viable aza kanefa ilay biby velona avy eo dia tsy afaka manan-taranaka (sterile).

17. niryna
(
22/01/2008 05:24)
sakaizakely::D:-*
Ny an'i Niryna koa avadika baiboly fona ny dinika.
tsy niteny izany hianao,ary izaho koa tsy niteny :D
F'angaha moa ry niryna rehefa miteny aho hoe tsy possible hanaranaka ny olona sy ny biby dia midika ho famporisihana ny olona hanana firaisana am biby izany ?
=))=))
Za ry niryna tsy zoophile a
nefa koa tsy fahanandalitra am ze kisarisary namboarimboarin'ny olona natao hanadalana ny marivo salosana
=D marina ny anao fa aza manaiky
tsy vitan'ny fianarana tsianjery ny baiboly ny fiainana fa mba asiana lojikany koa, asiana jery aratsiansa koa fa tsy ze sarisary trucage rehetra zao dia heverina fa marina.
angaha hianao tezitra nanao fampahatsiarovana aho mikasika fa voasoratra ao anaty baiboly io .
Aza tezitezitra amin'ny tsy misy dikany moa ry toi.Fahafinaretana anie no tadiavina eto e. :-*:-*
Tsy hoe avadiko ho baiboly ka mi=pardon aho raha izany no handraisanao azy.Tiako ho tenenina fotsy fa misy olona miaraka amin'ny biby ary manontany dokotera mihitsy izy hoe tiako ny alikako :evil::evil: ka tsy maninona ve izany*hoy ilay ramatoa,dia hoy ny dokotera hoe tsy maninona fa tandremo fotsiny sao rangotiny.:cry::cry:
Raha amin'ny fotoana mampanaraka ilay biby satria ny azy ireo dia indray mandeha fotsiny ohatra dia eny.mety ho possible ka.
18. Rasiligaoma
(
22/01/2008 05:39)
izany kosa hono ry niryna a
aza manaiky fahananana lalitra amin'izao trucage rehetra izao ho aho, fa manjary marivo salosana!

19. niryna
(
22/01/2008 05:45)
Rasiligaoma:
izany kosa hono ry niryna a
aza manaiky fahananana lalitra amin'izao trucage rehetra izao ho aho, fa manjary marivo salosana!
pizza no hohaniko fa tsy mbola ninana lalitra aho hatramin'izay naha olona ahy :D:D
20. tsaramaso
(
22/01/2008 12:05)
silikonn sy latex
siligaoma sy latess ???!!!!! iiiiiiiiiiiiii !!!!! loza ty fa diran'angano le !!!!!!!! hahahahahahahha