Efa henonareo nga le zé dô sy zaridaina

1. rdanyl ( 17/01/2008 18:29)
Indray andro hono nisy bandy kely kamboty notezin-drenibeny tao aminy......................
Nakany @ dokotera izy mianaka fa narary bebe efa antitra be,nony tonga tany moa de nomen'ny dokotera SIPÖZITOARA i bebe,ary nomeny an'i lita kely ilay fanafody satria i lita no hanatsofoka azy rehefa tonga any antrano ry zareo;teo indrindra no niseho ny tantara matsirrgrravina fa nony tonga tany atrano de andeha anatsofoka ilay fanafody nedala no nanotany an'i bebe izay efa mitsongoloka sady vonona be hoe fa aiza amin'ireto lavaka ireto ry bebe ity no alefa ato @ le Zé Dô sa le zaridaina? dia hoy bebe hoe nga tsy hitan'ela io akaiky le BAKA ORIDIRA io lesy a.
TOHIZO NY LALANA RAFALY OOO!
novalian'i ktsif ny 29/01/2008 09:07
2. kiadi ( 17/01/2008 19:10)
=))=))=))
3. pakopako ( 17/01/2008 19:52)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
4. karinah ( 17/01/2008 20:19)
kiadi:

=))=))=))
hey,mbà hendry,:lol::x:D ,lasa mavokely eo zay vô oe,amby moa aty rah hinana anah, fa za paisomena!lolllllllllllll...(l):-*:((l)


5. kiadi ( 18/01/2008 08:14)
karinah:

kiadi:

=))=))=))
hey,mbà hendry,:lol::x:D ,lasa mavokely eo zay vô oe,amby moa aty rah hinana anah, fa za paisomena!lolllllllllllll...(l):-*:((l)






zah ange tsy cannibal eh! ataoko bisou bisou fotsiny njy fa zah tsy tia pais na mena ma maintso aza :-D:-D
6. tsoupou ( 23/01/2008 12:28)
lé Zé dô nanepohan-dry zalahy anlé lavaka ao am commune ve zany am Bebe zany lé ???
7. ktsif ( 29/01/2008 09:07)
Apetraho eo ambonin'ilay Vatomandro ry Lita a:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1815