Ny kalon'ny fahiny,hira-gasy ary zafindraony

21. niryna ( 22/01/2008 06:31)
ikaretsaka:

fa za kosa aloha mino fa tsy pozin'ny hihaino coltrane sy ny sisa i niryna na hihaino ireny metaly na gregorianina ireny e!
sa ve?:wink:

Aiza no ahalalan'ika izay ato am-poko ato?:D:D efa hoe manana hira be dia be aho feno ny tranoko.hi.hi


22. ikaretsaka ( 23/01/2008 02:57)
asa ko!
fa mino aho ..
ary sambatra ny mino nefa tsy mahita:-D
tsy azoko an-tsaina mihitsy i niryna hihaino coltrane any anaty metro izany dia hivoaka miaraka @ design vaovao! aleo tonga de tsorina:-D
23. niryna ( 28/01/2008 06:05)
ikaretsaka:

asa ko!
fa mino aho ..
ary sambatra ny mino nefa tsy mahita:-D
tsy azoko an-tsaina mihitsy i niryna hihaino coltrane any anaty metro izany dia hivoaka miaraka @ design vaovao! aleo tonga de tsorina:-D



:D
24. ikaretsaka ( 28/01/2008 15:07)
sa diso ve za?
na heo manao paintings i niryna de le moderne be ireny dia miaraka @ coltrane?
mba tiako ho hita raha tany ka
25. niryna ( 30/01/2008 06:22)
ikaretsaka:

sa diso ve za?
na heo manao paintings i niryna de le moderne be ireny dia miaraka @ coltrane?
mba tiako ho hita raha tany ka

bedin'ny mamanay eo aho,inona no tianao ho fantarina ,mahay manjaitra,manao peta-kofehy,manao tricot,manao crochet,mampianatra ,mitoriteny,tia boky momban'ny fampianarana ny ankizy,ny olon-dehibe,ny fiainana,ny fahasalamana ,ny inona koa re e,ny boky masina rehetra,ny hira masina ,mihaino toriteny ,tsy mety leo ny mihaino ny tenin'Atra,ny mandoko,ny mahandro ny mizara na inona izany na inona,tafiditra izay kely fantatro,sns sns ...mbola marobe ....:roll::roll:

26. Rasiligaoma ( 30/01/2008 06:29)
peintures fa tsy izany hono,
art fa tsy artisanats!
teny roa samihafa ireo


27. ikaretsaka ( 30/01/2008 14:25)
misaotra sily @ fanavahana..
eny zavatra roa samihafa tikoa ireo

tsy artist ny mpanao crochet ry niryna fa atrisan an
28. niryna ( 03/02/2008 07:30)
Rasiligaoma:

peintures fa tsy izany hono,
art fa tsy artisanats!
teny roa samihafa ireo




mandeha ny variamin'anana rasily a

29. ikaretsaka ( 03/02/2008 14:14)
ataoko teny gasy madio ary e
samihafa ny Taozavatra sy Haikanto.

haikanto no tiana lazaina eto ry niryna fa tsy Taozavatra e

Haikanto= ilay fanaovana loko, mozika sns... ilaina ilay toe-tsaina mpamorona ireny.

taozavatra=ireny lazainao ireny hoe mahay manenona , mahay crochey, manjaitra , sns ireny
30. Cybergasy ( 16/02/2008 14:38)
Crochet ve ry karetsaka tsy teny gasy maloto? :D
Sa haizavatra?

Omeo aloha ny tena fanazavana ny atao hoe Kalon'ny fahiny e! Hira hatramin ny taona firy no lazaina hoe kalon ny fahiny?
Inona no atao hoe Zafindraony ary inona no maha-samy hafa azy @ Hira gasy (n'Ambanitsena)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2823