Mivavaka: Inona no ilana azy?

21. rakapy ( 16/01/2008 22:15)
manin no @ enina foana fa tsy mety @ fito na valo mihintsy e?
22. ikaretsaka ( 16/01/2008 22:20)
ka efa mivavaka @ andro fahafito de efa lasa miverina andro voalohany indray rehefa andro fahavalo an!:wink:
23. diamondra27 ( 17/01/2008 07:56)
fahamarinana::P
24. koioty ( 17/01/2008 08:36)
misaotra betsaka an'Ylly ny tenanay de mankalaza e!
25. veromahefa ( 17/01/2008 12:04)
Merci Diam's tamlay hira a!
26. ikaretsaka ( 17/01/2008 17:12)
ho an'ireo mpanao exercice sprirituelle ignatienne dia manomboka eo @ andininy faha 77 amin'ny exercice izy io..
k'hony moa ry piste sy fody o?
eo @ le hoe inona ny vokany!:°)
27. fijo ( 17/01/2008 22:48)
ary aiz atokoa aloha i fody fa toa mangingina isika tsy eto lery e.
28. ikaretsaka ( 18/01/2008 00:15)
mety nanao 3eme an ve?:wink:
29. cutie ( 18/01/2008 04:50)
ny ahy zao marozevo no tiako tadiavina :-P
30. niryna ( 18/01/2008 06:01)
diamondra27:

veromahefa:

Mila mivavaka isika satria mahatsiaro fa manota mandrakariva.
Eo no hanomezana voninahitra an'Andriamanitra, hisaorana Azy ny amin'ny zavatra ataony eo amin'ny fiainantsika, hamborahana ny tsy mety natao ka angatahana fifonana; hangatahana ny Fanahy Masina mba hitari-dalàna antsika;hanavaozana ny fanoloran-tena ho Azy.

Ny vavaka koa dia isan'ireo fomba hamantarantsika ny Sitrapon'Andriamanitra.

NY VAVAKA MANOVA ZAVATRA, hoy ilay hira izay izay

________________________

ity akia le izy a!

http://www.dailymotion.com/relevance/search/manova+zavatra/video/x3po68_ny-haizimpito-manarona_music

mazotoa mihaino daholo :-*:-*
tena marina io hira io raha ampiarinao am fiainanao





=D=D(l)(l)(l)(l)(l):-*
31. veromahefa ( 18/01/2008 10:57)
ikaretsaka:

ny vavaka tolona fa tsy sento hoy ilay mompera izay



=D =D marina ny azy:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2465