mbo omeo tonokira e

1. saibakoly ( 16/01/2008 08:24)
tena azafady ry zareo fa tena tiko be mihitsy lay hira nihirainy bodo sy malala iny hoe efa fantatrao angaba sao mba misy tonony iny any azafady fa mbo hiraiko @ mariazinilay cousinyko zay
nitady ato aho fa toa tsy misy mihitsy
misaotra betsaka
novalian'i hery ny 16/01/2008 09:06
2. hery ( 16/01/2008 09:06)
:-)

Jereo aloha wah ao amin'ny tononkira.serasera.org misy hoe fitadiavana hira ao. Dia tadiavo amin'ilay hoe "Hira misy hoe: efa fantatrao angamba"

http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&id=96 fa hitako tao.

Hery
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0809