AMIN'IZA MARINA KAY NO TOKONY HIVAVAHANA ???
23. Rasiligaoma
(
17/01/2008 00:59)
ny hivavahana anie ry lizabeth na tsia tsy manakana hanao tsy hijery ny realités e
24. lizabeth
(
17/01/2008 02:17)
Rasiligaoma:
ny hivavahana anie ry lizabeth na tsia tsy manakana hanao tsy hijery ny realités e
andraso aloha e! tsy hoe "tokony hivavaka sa tsia" ilay fanontaniana fa hoe "amin'iza" ! ny tena tiako ahatongavana dia ny valin'ilay fanontaniana hoe miankina amin'ilay antony ao aminao!! izany hoe ianao no tokony handinika izay ao aminao sy ny fiainanao fa ra hiandry ho resen-dahatra fotsiny, mety hiroaroa saina mandrakizay eo !! fa efa niantso an'Atra aloha i midjoh dia efa mety ahazo valiny...tsy eto am serasera angamba...! ilay ao aminao jerena fa tsy ilay endriky ny mpivavaka (buisiness sns...)!
26. soanja
(
17/01/2008 03:31)
Ny fivavahana dia avy amin'ny fitakian'ny Fanahy ka raha tsy mahatsapa izany ny olona iray dia tsy tokony hisahirana akory hitady fiangoanana na toerana hivavahana satria zavatra roa mila mifandray ny fivavahana sy ny asan'ny fanahy ao anaty mitaky.
27. koioty
(
17/01/2008 08:44)
ny azoko ambara aloha de matetika rehefa tojo ny mafy sy sarotra ny zanak'olombelona de mahatsiaro ihany hoe aiza no tokony alehe
28. midjoh
(
17/01/2008 10:58)
Eny e! azoko à peu près ny zvt noresainareo teo ary tena MERCI BCP!
Kanefa izao : Ny razamb-ben'ny mpino Slamo na Kristianina dia i ABRAHAMA, satria izy no niteraka an'i Ismël sy Saoly.
1) Ka zay taranak'i Saoly (tsy haiko ra izany no anarany manko fa amateur ihany ny tena amin'ny histoire biblik) dia ireny ny kristianina sady koa mihinana kisoa.
2) Fa zay taranak'Ismäel (na Israël fa tsy haiko ihany koa) dia ireny ny tsy mihinana kisoa no Slamo ihany koa.
Ahoana ary ahafahana milaza fa ny ataon'ny Kristianina dia mety na ny an'ny Slamo no izy ?
Na dia amin'ny tena ary ny safidy, tsy ho voamarina mihitsy ny mikasika an'izany. Ka raha ohatra ka maneho safidy kanefa tsy ny marina no finidin'ny tena dia lasa : na mpanota ny tena na mpanompo sampy .
Ny fanotaniako koa dia ity : "Izay diso safidy ve zany dia an'isan'ny voaheloka avokoa ?" Ary ireny olona tsy mahafantatra izany baiboly izany mihitsy ?(ny anaty ala)
Ny fivavahana Kristianina moa dia noho izy matajanka no an'isany tena mampalaza azy fa ra samy nitovy daholo ny "moyen-ny fiangonana" rehetra dia misy fihovana ngezabe mihitsy io.
Zay aloa fa sao lava loatra.
Misaotra izay mbola hamaly tompoko.^:^

29. soanja
(
17/01/2008 15:00)
midjoh:

Hoy ianao : "Ahoana ary ahafahana milaza fa ny ataon'ny Kristianina dia mety na ny an'ny Slamo no izy ?"
Izay indrindra ny tsy hanomezana tsiny olona na hoe hitsaratsarana olona amin'ny finoany satria samy tsy misy mahalala izay any an-koatra na ny ttsy fantatra. Ny FINOANA mantsy zavatra tsy azo tsapain-tanana nefa mandaitra. Ka raha mandaitra amin'ny hafa izay inoany dia sao ho azy izany fa izay mandaitra aminao kosa no inoy.
Ka raha tsy misy fahatsapana mandaitra na misalasala ny fanahy izay manaraka ny fivavahana na finoana arahinao dia izay ilay fotoana hikatsahana ny MARINA na Fahamarinana ho anao. Inona no Fahamarinana eo iamasonao? Ny Fahamarinana dia miafara na ny lalana mankany matetika dia mitaky Fivavahana. Nefa asa ny hevitry ny tsy Mpino fa izay ny mahaMpino ahy.
Mahita ny marina!
30. ikaretsaka
(
17/01/2008 17:06)
soanja:
Ny fivavahana dia avy amin'ny fitakian'ny Fanahy ka raha tsy mahatsapa izany ny olona iray dia tsy tokony hisahirana akory hitady fiangoanana na toerana hivavahana satria zavatra roa mila mifandray ny fivavahana sy ny asan'ny fanahy ao anaty mitaky.
ekena!
marina kao ilay an'i koioty hoe ny ankamaroan'ireny mpitory teny ireny dia tratran'ilay Andriamanitra rehefa misy patsa teo @ fiainany ny ankamaroanay
33. midjoh
(
19/01/2008 13:17)
Ka raha safidy ny finoana tokony tsy ilaina zany ny fitoriana teny etsy sy eroa ireny fa mandreraka fotsiny :x
34. ikaretsaka
(
19/01/2008 21:32)
marina mihitsy izany!
izay ange no lazaiko eto hoe lasa fanerena an-kolaka ireny e

35. prime
(
25/01/2008 13:48)
midjoh> Izy Andriamanitra tompon'ny finoana angatahana hanoro anao hoe atoroy ahy ny lalana marina dia hamaly anao Izy...
Raha tsy izany dia fanazavan-tsaina arakarak'izay metimety amin'ny tsirairay fotsiny no handraisana ny fivavahana...
Ireo ambaranao ireo dia ahiahy fotsiny ihany ny amin'ny ho avy fa ny tena tsara dia ny miverina amin'Izy tompon'ny fahefàna marina...