AMIN'IZA MARINA KAY NO TOKONY HIVAVAHANA ???
1. midjoh
(
16/01/2008 07:51)
Tsy haiko intsony hoe iza no tena Finoana Marina fa otrany ndraindray marina, ndray ndray otrany BUSINESS ny egliz !!! :evil:
novalian'i prime ny 25/01/2008 13:48
2. hery
(
16/01/2008 08:22)
Manontany ve ianao sa efa fantatrao ny valiny? :P
Raha mpanompo sampy ianao dia @ sampy no ivavahana etc...

4. ratonga
(
16/01/2008 09:37)
midjoh:
otrany BUSINESS ny egliz
marina mintsy zany:-D
aza mivavaka dé tsy mipetraka ny fanontaniana:-P:lol::-D:-D:-D
5. Ylly
(
16/01/2008 09:50)
midjoh:fa inona no atao hoe Finoana marina ?
Tsy haiko intsony hoe iza no tena Finoana Marina fa otrany ndraindray marina, ndray ndray otrany BUSINESS ny egliz !!! :evil:
inona no atao hoe Fiangonana ?
inona no atao hoe Fivavahana ?
amin'iza no mivavaka ?
inona no atao hoe business-nao io ry midjoh ?
8. Ylly
(
16/01/2008 10:46)
safidinao io ka tsy hanomezan-tsiny.Na izany aza hivavahana ihany ianao.
10. midjoh
(
16/01/2008 11:52)
Ka iza moa no milaza fa ny sampy no sampy ary ny tsy sampy tsy sampy ???
Fa nga izy io de mivavabavaka fatany fotsiny fa tsy fantatra akory hoe iza moa ty hivavahana ?
Ny Silamo tsy mino an'i Kristy nefa dia manatena ny paradisa
Ny Kristianina sasany mihinana kisoa nefa voararan'ny baiboly zany hono io kanefa dia mbola manatena ny paradisa ihany ry zareo.
Ny Bodista manompo sary vongana (mihevitra an'izany fa mety izy "n'importe quoi")
Ny mpisikidy manao fanafody (efa hita fa tsy mamely ny fampiasana tapak'hazo dia mbola manao ihany; maninona raha mba tapa-by ndray andramana)
Ka ireny karazam-pinoana ireny dia misy ny mahamarina ny hinoany azy avokoa, ka ahoana ary no ahafahanao hifidy @ireny ???
Sa otrany olona mandeha eny an-tsena ka samy maka izay mety aminy ?
Ssshh !!! Andriamanitrô, iza no marina amin'ireo finoana ireo ??? :(

11. niryna
(
16/01/2008 12:53)
Ylly:
safidinao io ka tsy hanomezan-tsiny.Na izany aza hivavahana ihany ianao.
=D=D
Inona no mitranga rehefa hivavaka ho anao izy?
Dia henoin'Atra ny vavak'Ylly,dia manomboka mitazana anao eny ny anjelin'Atra,miady amin'ny fanahinao izay mangetaheta ny tenin'Atra,ary miezaka ny hamonjy anao izay mila vonjy ho afaka amin'ny gadran'i satana. ny fanahy masiny no hitsilo ny dianao,ary manomboka hihaino ny feon'ATra ny fanahinao na dia tsy tian'ny ny tenanao aza ka manda izany,dia tsy ho mafy intsony ny fonao fa hihaino ny tenin'Atra amin'izay raha manaiky hianao
Mahazo fahasoavana hianao ary Ylly dia ampitombon'Atra ao aminy ny fitiavana sy fahasoavany
Averiko ihany koa fa safidinao io,ary ny fangataham-bavaka ho an'ny namana te-hamonjy dia adidy ,saingy hianao daholo no herana na hihaino sy hino hianao dia ho voavonjy,^:^tsy te hihaino moa dia aza manao na inona na inona satria tsy mila famonjena ;-)
12. soanja
(
16/01/2008 13:20)
midjoh:
Ka iza moa no milaza fa ny sampy no sampy ary ny tsy sampy tsy sampy ???
Fa nga izy io de mivavabavaka fatany fotsiny fa tsy fantatra akory hoe iza moa ty hivavahana ?
Ny Silamo tsy mino an'i Kristy nefa dia manatena ny paradisa
Ny Kristianina sasany mihinana kisoa nefa voararan'ny baiboly zany hono io kanefa dia mbola manatena ny paradisa ihany ry zareo.
Ny Bodista manompo sary vongana (mihevitra an'izany fa mety izy "n'importe quoi")
Ny mpisikidy manao fanafody (efa hita fa tsy mamely ny fampiasana tapak'hazo dia mbola manao ihany; maninona raha mba tapa-by ndray andramana)
Ka ireny karazam-pinoana ireny dia misy ny mahamarina ny hinoany azy avokoa, ka ahoana ary no ahafahanao hifidy @ireny ???
Sa otrany olona mandeha eny an-tsena ka samy maka izay mety aminy ?
Ssshh !!! Andriamanitrô, iza no marina amin'ireo finoana ireo ??? :(
Ny finoana an'Andriamanitra raha te hivavaka amin'Andriamanitra ianao dia tsy misy hoe lalana mipetraka milaza hoe zao atao zao atao fa ireny politika daholo ireny ary marina bizna tokoa. Ireny no mahavery ny ankamaroan'olona ary mahatonga azy ireo hankahala sy hanisy ratsy ny hafa.
Ny tsotra indrindra dia mamonjy toerana mangina dia apetraho amin'Andriamanitra na izay hinoanao fa nahatonga anao teto ambonin'ny tany sy heverinao fa antony nahatonga anao eto ny fiainanao. Manam-panahy ny olombelona, izay aloha dia iray mampiavaka antsika amin'i biby. Ataovy izay ifandraisanao amin'io fanahy io dia milamina ianao. Na vato iray kilonjy aza apetrako amin'ny tananao ka ahafahanao maka concentration de ataovy izany.
Matetika dia mitaky fiderana miaraka amin'ny hafa io fahatsapana io Fanahy io ary io no ampiakatra anao amin'ny ambonimbony kokoa hanome anao torolalana. Raha mahatsapa ianao fa tsy mandaitra izany , satria misy tokoa fanahy tsy mihetsika sy tsy mandaitra dia manantona mopera na pasitera iray dia izy hanoro anao ny tokony atao. Raha asainy mandoa vola ianao vao manomboka dia ialao fa bizn izy izay fa tsy ny fanahinao no mahamay azy.
Betsaka ny boky tsara vakiana rehefa te hifandray akaiky nefa tsy mahalala na mahita ny fomba hivavahana. Afaka manome torolalana ireo saingy voafetra koa ny fahafahan'ireo satria olombelona mitovy aminao no nanoratra azy abiaby. Noho izany dia raiso ny hafany amin'ny ankopobeny fa ny fifandraisana mangina no ataovy zavadroaloha.
Mahita fitoniana lalandava eo amin'ny fiainana! Alaviro ny asan'ny vatana tsy mifandraika amin'ilay fanahy hamelona anao mandrakizay! Namaste!
13. niryna
(
16/01/2008 13:57)
Nomen'Atra business ho tantanany hianao kanefa tsy nahatohitra ny fakampanahy fa nanodikodina ny fampiroboroboana ny asan'Atra? Dia hianao sy Atra no hifandahatra.Niambesanao ny ondriny? Notarihanao lalana izy hanaraka ny teny voasoratra ao amin'ny sm?
Mila vola ny fiangonana fa tsy mandeha rano fotsiny ny jiro? Nampiasainao tamin'izany ve ireo nomen'ny mpikambana anao ? Business--nao sy ATra io ka dia hianao ihany no hanokatra ny kaontim-bola any aminy amin'ny farany fa mbola ho hampatsiahiviny anao io.:D
hianao ihany dia efa mahafantatra ny hinoanao .Atra tokana ve,izay telo izay iray? sa zavatra hafa satria tsy misy ny eo anelanelany na Kristy ka mitady famonjena any aminy aho ,na zavatra hafa (tsy afaka ny hanompo roa aho fa iray ihany ka raha tsy miaraka amin'i kristy aho izany dia miaraka amin'iza?)
eny ,mety tsy mahalala izy ka izany no hitorina ny tenin'Atra aminy ary atao ho fantany fa tsy misy famonjena hafa afatsy i kristy
Inona hono aloha no atao hoe paradisa amindry zareo e?
Izany ve ,sao misy roa ary ny paradisa,ny anay mantsy dia toerana voahoman'Atra hiarahana aminy rahatrizay ka tonga Izy hanangana ireo maty tao aminy (dia i Kristy izany no ninoany a )ary izahay rehetra izay mino azy koa dia hitsena azy hiaraka aminy ho any amin'io toerana io ary dia hifaly sy ho ravo ary tsy ahita fahoriana intsony fa dia hiadana ny fanahinay ary tsy ho faty intsony ka izay no atao hoe fiainana mandrakizay ho anay ary any an-danitra izany fiainana izany fa tsy ety an-tany,ka kristy irery ihany no ahatongavana any amin'io paradisa io.
Tsy mitovy izany ny paradisanay kristiana sy ny an'i salamo raha izany .
Marina izany,fa moa ve nihaino ny tenin'i kristy izy hoe ny sakafo izay hohanina dia mivoaka any amin'ny fivoahana fa ny teny mivoaka amin'ny vavaa dia avy ao anatin'ny fo 1 Fa ny Fanahy milaza marina fa amin'ny andro aoriana dia hihemotra amin'ny finoana ny sasany, manaiky fanahy mamitaka sy fampianaran'ny demonia,
2 amin'ny fihatsarambelatsihin'ny mpilaza lainga, ka voapetaky ny vy mahamay ny fieritreretany,
3 izay mandrara tsy hanam-bady, ary mampifady hanina, izay nataon'Andriamanitra ho an'izay mino sady mahalala ny marina, mba horaisiny amin'ny fisaorana.
4 Fa ny zavatra rehetra nataon'Andriamanitra dia tsara avokoa, ka tsy misy tokony holavina, raha raisina amin'ny fisaorana,
5 satria hamasinin'ny tenin'Andriamanitra sy ny fivavahana izany.1 Tim 4
Hoy ny tenin'Atra hoe
3 Aza manana andriamani-kafa, fa Izaho ihany.
4 Aza manao sarin-javatra voasokitra ho anao, na ny mety ho endriky ny zavatra izay eny amin'ny lanitra ambony, na izay ety amin'ny tany ambany, na izay any amin'ny rano ambanin'ny tany.
5 Aza miankohoka eo anatrehany, ary aza manompo azy; fa Izaho, Jehovah Andriamanitrao, dia Andriamanitra saro-piaro ka mamaly ny heloky ny ray amin'ny zanaka hatramin'ny zafiafy sy ny zafindohalika, dia amin'izay mankahala Ahy; Eks 20
ka moa ve nihaino an'Atra izy ireo? Safidy ihany koa io na hihaino Azy dia hanaraka sy ho voavonjy na mivavaka amin'ireo izay toheriny dia manao izay fiainana ety fa tsy mila famonjena.
Manatona an'ilay Atra iray izay saropiaro,nanatra antsika ny tsy hierikerika hitady zavatra hafa ary angataho aminy ny FM fa mba hanoro anao ny marina.
eny tompoko,nomena safidy malala ny rehetra,izany no mbola nomen'Atra antsika hatramin'izao,saingy efa tonga i kristy hiantso izay rehetra hibebaka sy hila famonjena mba hanana fiainana mandrakizay,tsy manery izy fa miangavy antsika hanokatra ny fontsika hidirana.
Na isika hiaraka aminy satria mitady famonjena sy te ho afaka ny ziogan'ny finoana tsy mari-pototra,dia ny fanangejan'i satana izay mampisalasala ny tena ka hiala ny tebiteby sy ahiahy ary mba te hanana fiainana milamina,fifaliana ary fiandanantsaina toy ireo tena kristiana na isika tsy mila Azy fa aleo hijanona amin'izao fiainana izao dia tsy mila mivaky loha hiverina any Aminy .Safidy io ary hianao irery ihany no maka izany safidy izany fa tsy hoe i dada sy i neny tsy nampianatra ahy.
Efa nomena,notorina ary nampafantarina anao fa ny famonjena dia any amin'i kristy irery ihany ka nanomboka androany dia anao ny safidy.
:-*
Mila vola ny fiangonana fa tsy mandeha rano fotsiny ny jiro? Nampiasainao tamin'izany ve ireo nomen'ny mpikambana anao ? Business--nao sy ATra io ka dia hianao ihany no hanokatra ny kaontim-bola any aminy amin'ny farany fa mbola ho hampatsiahiviny anao io.:D
midjoh:
Ka iza moa no milaza fa ny sampy no sampy ary ny tsy sampy tsy sampy ???
hianao ihany dia efa mahafantatra ny hinoanao .Atra tokana ve,izay telo izay iray? sa zavatra hafa satria tsy misy ny eo anelanelany na Kristy ka mitady famonjena any aminy aho ,na zavatra hafa (tsy afaka ny hanompo roa aho fa iray ihany ka raha tsy miaraka amin'i kristy aho izany dia miaraka amin'iza?)
Fa nga izy io de mivavabavaka fatany fotsiny fa tsy fantatra akory hoe iza moa ty hivavahana ?
eny ,mety tsy mahalala izy ka izany no hitorina ny tenin'Atra aminy ary atao ho fantany fa tsy misy famonjena hafa afatsy i kristy
Ny Silamo tsy mino an'i Kristy nefa dia manatena ny paradisa
Inona hono aloha no atao hoe paradisa amindry zareo e?
Izany ve ,sao misy roa ary ny paradisa,ny anay mantsy dia toerana voahoman'Atra hiarahana aminy rahatrizay ka tonga Izy hanangana ireo maty tao aminy (dia i Kristy izany no ninoany a )ary izahay rehetra izay mino azy koa dia hitsena azy hiaraka aminy ho any amin'io toerana io ary dia hifaly sy ho ravo ary tsy ahita fahoriana intsony fa dia hiadana ny fanahinay ary tsy ho faty intsony ka izay no atao hoe fiainana mandrakizay ho anay ary any an-danitra izany fiainana izany fa tsy ety an-tany,ka kristy irery ihany no ahatongavana any amin'io paradisa io.
Tsy mitovy izany ny paradisanay kristiana sy ny an'i salamo raha izany .
Ny Kristianina sasany mihinana kisoa nefa voararan'ny baiboly zany hono io kanefa dia mbola manatena ny paradisa ihany ry zareo.
Marina izany,fa moa ve nihaino ny tenin'i kristy izy hoe ny sakafo izay hohanina dia mivoaka any amin'ny fivoahana fa ny teny mivoaka amin'ny vavaa dia avy ao anatin'ny fo 1 Fa ny Fanahy milaza marina fa amin'ny andro aoriana dia hihemotra amin'ny finoana ny sasany, manaiky fanahy mamitaka sy fampianaran'ny demonia,
2 amin'ny fihatsarambelatsihin'ny mpilaza lainga, ka voapetaky ny vy mahamay ny fieritreretany,
3 izay mandrara tsy hanam-bady, ary mampifady hanina, izay nataon'Andriamanitra ho an'izay mino sady mahalala ny marina, mba horaisiny amin'ny fisaorana.
4 Fa ny zavatra rehetra nataon'Andriamanitra dia tsara avokoa, ka tsy misy tokony holavina, raha raisina amin'ny fisaorana,
5 satria hamasinin'ny tenin'Andriamanitra sy ny fivavahana izany.1 Tim 4
Ny Bodista manompo sary vongana (mihevitra an'izany fa mety izy "n'importe quoi")
Ny mpisikidy manao fanafody (efa hita fa tsy mamely ny fampiasana tapak'hazo dia mbola manao ihany; maninona raha mba tapa-by ndray andramana)Ka ireny karazam-pinoana
Hoy ny tenin'Atra hoe
3 Aza manana andriamani-kafa, fa Izaho ihany.
4 Aza manao sarin-javatra voasokitra ho anao, na ny mety ho endriky ny zavatra izay eny amin'ny lanitra ambony, na izay ety amin'ny tany ambany, na izay any amin'ny rano ambanin'ny tany.
5 Aza miankohoka eo anatrehany, ary aza manompo azy; fa Izaho, Jehovah Andriamanitrao, dia Andriamanitra saro-piaro ka mamaly ny heloky ny ray amin'ny zanaka hatramin'ny zafiafy sy ny zafindohalika, dia amin'izay mankahala Ahy; Eks 20
ka moa ve nihaino an'Atra izy ireo? Safidy ihany koa io na hihaino Azy dia hanaraka sy ho voavonjy na mivavaka amin'ireo izay toheriny dia manao izay fiainana ety fa tsy mila famonjena.
ireny dia misy ny mahamarina ny hinoany azy avokoa, ka ahoana ary no ahafahanao hifidy @ireny ???
Manatona an'ilay Atra iray izay saropiaro,nanatra antsika ny tsy hierikerika hitady zavatra hafa ary angataho aminy ny FM fa mba hanoro anao ny marina.
:cry::cry:
Sa otrany olona mandeha eny an-tsena ka samy maka
izay mety aminy ?
Ssshh !!! Andriamanitrô, iza no marina amin'ireo finoana ireo ??? :(
eny tompoko,nomena safidy malala ny rehetra,izany no mbola nomen'Atra antsika hatramin'izao,saingy efa tonga i kristy hiantso izay rehetra hibebaka sy hila famonjena mba hanana fiainana mandrakizay,tsy manery izy fa miangavy antsika hanokatra ny fontsika hidirana.
Na isika hiaraka aminy satria mitady famonjena sy te ho afaka ny ziogan'ny finoana tsy mari-pototra,dia ny fanangejan'i satana izay mampisalasala ny tena ka hiala ny tebiteby sy ahiahy ary mba te hanana fiainana milamina,fifaliana ary fiandanantsaina toy ireo tena kristiana na isika tsy mila Azy fa aleo hijanona amin'izao fiainana izao dia tsy mila mivaky loha hiverina any Aminy .Safidy io ary hianao irery ihany no maka izany safidy izany fa tsy hoe i dada sy i neny tsy nampianatra ahy.
Efa nomena,notorina ary nampafantarina anao fa ny famonjena dia any amin'i kristy irery ihany ka nanomboka androany dia anao ny safidy.
:-*
14. ikaretsaka
(
16/01/2008 14:44)
arakarak'ilay finoana io ry midjoh an! iza no tianao tompoina?
hoe fivavahana inona no tianao arahina; eglizy inona. sekta inona, fomba inona!

15. Ylly
(
16/01/2008 16:09)
ratonga:be dia be ary tsy arakin'ny heritreretanao azy.Jereo ary diniho ny dinika nataoko atsy ambadika dia mazava aminao ny rehetra.
dé inona no mitranga ra hivavahan-toi zà:-P
16. rijadolly
(
16/01/2008 16:17)
midjoh:
Ssshh !!! Andriamanitrô, iza no marina amin'ireo finoana ireo ???
Amin'maha Kristianina ahy,tsy fantatro ny finoan'sé fa raha Kristianina sé dia aza ny tsy fitovian'ireo karazam-piangonana no jerena fa ny iraisany dia JESOA KRISTY izany.Fa raha ireo tsy fitoviany ireo no jeren'sé dia voafitaka eo sé.Raiso amin'fo sé Ilay nanolo-tena ho an'sé.
17. niryna
(
16/01/2008 18:44)
rijadolly:
midjoh:
Ssshh !!! Andriamanitrô, iza no marina amin'ireo finoana ireo ???
Amin'maha Kristianina ahy,tsy fantatro ny finoan'sé fa raha Kristianina sé dia aza ny tsy fitovian'ireo karazam-piangonana no jerena fa ny iraisany dia JESOA KRISTY izany.Fa raha ireo tsy fitoviany ireo no jeren'sé dia voafitaka eo sé.Raiso amin'fo sé Ilay nanolo-tena ho an'sé.
=D=D marina izany ary izay ilay izy hoe raha mino an'i kristy dia hovonjeny ,raha arakaraky ny finoana izay ampianarin'ny hafa moa dia araho izany izay tianao na isika voavonjy satria hiaraka amin'i kristy na isika tsy mila vonjy dia araho izany izay finoana tianao arahina,mino midjoh ka te hanatona an'i kristy dia vereno vakiana ireo teny soa mahafaly nomen'ireo mpino an'i kristy.
18. ikaretsaka
(
16/01/2008 18:46)
ka tokony nofaritana ihany ilay izy/tokony natao hoe:
Raha izao no fivavahana arahina... dia iza no tokony hivavahana?

19. fijo
(
16/01/2008 21:25)
ny fahitako ity resaka ity,dia tsy hoe tsy hainy izay hivavahana,fa toa mahasadaikatra azy ny mahita fa samy manao pub ny fivavahany aby ny rehetra fa toa tsy misy tena ahitany ilay toetra heveriny ho tokony hoananan'ny mpino.
marihiko,fa raha olona vao hisafidy ny hino aloha no miditra eto,dia mitambotsitra raha ny fahitana ny resaky ny mpino eto.
izao koa,ny mpino,dia mizara roa:
-ny mpino mahay izay hinoany.misy ato,aryireny tsy hovoahozongozona mihintsy.
-misy kosa nefa mpino,izay mino satria izay no nitaizana azy.ireny no mametraka ity resaka ity.