Par: Vahömbey
Date: 12 décembre 2007 - 11:43
Bezoro ê ! Bezoro !! Bezoro !!!
Tsidio, azafady, ny radiovazogasy.com sao mety ahafinaritra anareo. Efa any avokoa ireo hira ao anatin'ny rakikira "Bezoro !"
Izay mila tononkira kosa dia mandeha manovo any amin'ny site gasykamanja
VAH.
napetrany atsy amin'ny site http://www.moov.mg/forums/read.php?79,1167135,page=2
sao mba afaka manampy anao.