Ny famelan-keloka ve obligatoire?
22. fijo
(
15/01/2008 22:03)
raha vao misy tery tery izany dia fopla e.aza manaiky terena izany fa izany no zavatra ratsy indrindra
23. LazaDaddy
(
15/01/2008 22:25)
nandrianina1:Ny anakiray hoe pardoner, ny iray kosa oublier.
4) Samihafa ny famelan-keloka sy fanadinoana helokatsy mazava tsara famba azavao kely azafady!misaotra
25. soanja
(
16/01/2008 02:04)
Ka ny famelan-keloka dia tsy avy amin'ny soratra na eritreritry ny hafa fa avy aminao ao anatinao.
Satria ianao irery ihany no mahafantatra ny zakanao sy ny tsy zakanao. Ny famelana ny izay tianao alefa fa tsy hitazona lonilony na alahelo.
Tsy izany mantsy fa gift iray nomen'Andriamanitra antsika io hanamaivanana ny maharary any anaty. Ka tsy ilay olona navela heloka no ahazo tombotsoa amin'ny famelan-keloka fa ianao nanome azy izany. Ho maivamaivana ianao ary hahalala fa tsy misy toy ny fifandraisana ao anaty fo madio.

26. soanja
(
16/01/2008 02:12)
Kiranil> Mamela ny helokao aho amin'ny fanaratsiana ny anarako sy ny tsy fitiavana ahy. :-*:-*:-*:-*:-*
Omen'Andriamanitra ao anatinao anie ilay Fahatoniana ary hivavaka manokana ny amin'izany aho androany alina. Ny tompo hitantana anao!
Omen'Andriamanitra ao anatinao anie ilay Fahatoniana ary hivavaka manokana ny amin'izany aho androany alina. Ny tompo hitantana anao!
27. mimi
(
16/01/2008 13:57)
Rehefa dinihina sy halalina ny tenin'ny soratra Masina amiko manokana dia obligatoire ny famelan-keloka satria rehefa manao ny RAINAY ANY AN-DANITRA isika dia misy hoe" mamela ny helokay tahaka ny hamelanay izay meloka taminay " ka tsy ho mendrika sy hadio isika raha tsy manatanteraka io teny io .
28. fijo
(
16/01/2008 21:35)
eo letsy ika,avereno kely ilay fanazavana momba ny teny voasoratra an.izy io ve adika araka izay voavaky ao sa ahoana.fa toa misy voafatotry ny teny indray ato
29. ikaretsaka
(
16/01/2008 22:04)
aleo hofinganiny mihitsy fa tena lany letsy ny sitlo-ko mamerina azy foana kle..
31. ikaretsaka
(
16/01/2008 22:39)
handao hanaovana litania sy hangatahana ny olomasina hivavaka ho azy mba tsy hivily rehefa tsa mazoto hivavaka ho azy ialahy e
32. maevanantenaina
(
26/01/2008 12:26)
ISAOARAKO IANAREO REHETRA IZAY NAMALY NY FANONTANIAKO. AMPY ENTIKO HIERITRERETANA TSARA NY AMIN'IZAY REHETRA VOALAZANAREO. KA MISAOTRA! DE @ MANARAKA INDRAY E!
Maevanantenaina
Maevanantenaina