aiza kosa no de hoe mbola tsara noho ny feony tam taloha! zao ve tsy efa masaka be ny feony aloha fa na izany aza tsy ratsy fa niova fotsiny sa????zà tsy dia mihaino loatra ny hiranjareo tsony nefa manana ilay album farany iny:-D
tsy tara tsotry kan! tam mbola kely anie hafa mitsy ny revirevy e!:-D:^)
Lohateny : Bilaogy malagasy tsara indrindra
manahôna dahôly isika djiaby ô !
efa hitantsika rehetra angamba fa tafiditra finaliste ny bilaogin'NY namana SHOAN
Mbola mila mifidy isika rehetra mba hampitombo lanja ny fitsaràna
amin'izay izy dia mahazo satria mendrika azy ny ahazo
ka dia manantena antsika rehetra hifidy ho azy
amin'ito rihy ito Jereo eto dia soratana eo fotsiny hoe Jereo eto www . netgasy.com/ Shoan
FIDIO SHOAN