NY FAHAZAZAKO - FAFAH
1. ratonga
(
14/01/2008 15:17)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/FAFAH/video/x3x47q_ny-fahazazako-fafah_music
novalian'i rasoapeta ny 16/01/2008 09:45
2. XxxX
(
14/01/2008 15:43)
aleko lavitra ito!gasy ka manjaaaaaaaaaaaaa
http://www.dailymotion.com/tag/Malagasy/video/x3xu7o_fafah-sangisangy-foana_music
http://www.dailymotion.com/tag/Malagasy/video/x3xu7o_fafah-sangisangy-foana_music
3. melody
(
14/01/2008 16:04)
ratonga: manja ilay hira e, misaotra nizara:-*:-*:-*
xxxx: hira no haseo eto koa maninn no miafina? Samy manana ny tiany ny olona ka raha io nasehonao io no tianao dia tiavo f'aza be vava e!:twisted:
xxxx: hira no haseo eto koa maninn no miafina? Samy manana ny tiany ny olona ka raha io nasehonao io no tianao dia tiavo f'aza be vava e!:twisted:
4. XxxX
(
14/01/2008 16:22)
melody::roll::roll::roll: fa iza no miafina?:-D:-D:-D:-D:-D k tsy milay b v ireo sipakely mandihy ireo?:roll:
xxxx: hira no haseo eto koa maninn no miafina?
8. fasaly
(
14/01/2008 18:12)
:Pié i akama kallie io! snesuelle be kosa:miam:
de ny hiran'ny fafah kou tsara ry ratonga an!:wink::-*:-D
de ny hiran'ny fafah kou tsara ry ratonga an!:wink::-*:-D
10. penina
(
14/01/2008 18:26)
kay nahay nijery kosa aho koa, nataoko fa olona mitovy fotsiny. :wink:
11. tess
(
14/01/2008 19:06)
izy io fa tam izy mbola tany madà taloha! zao efa ao la reunion defa lasa actrice ndray:-P
13. xxx
(
14/01/2008 19:07)
melody::wink::-D:-D:-D
tsy manin fa ankafizitsika i kallie zany e! soa fa nisy namana sera ilay clip n'i fafah iraka :-D
tsy manin fa ankafizitsika i kallie zany e! soa fa nisy namana sera ilay clip n'i fafah iraka :-D
14. penina
(
14/01/2008 19:46)
Fa ilay nalefan-dRatonga indray tsy dia tiako. Ilay gitara milay be mihitsy, fa ny ahy raha vao interpret-ena ny hira ka ovaina ny fihirana azy dia tsy tiako. :x Ohatra ny mamono an'ilay hira izany.
15. tess
(
14/01/2008 19:51)
ka toa otrzay indray ange ny lamaody amzao fotoana ry penina e! raha ao am star'ac fotsiny dia bedy sy tsy mahazo point enao raha mi interpret hiran n'oul anefa atao mitovy tsy misy valaka fa mba atao amin'ny maha anao anao indray :-P
16. penina
(
14/01/2008 20:08)
hafa kely ndray izany
Nefa tamin'ny american idol (ohatra ny pazzapa sy star'ac) dia mpihira pro mihitsy no nanontaniana, dia nolazainy hoe misy aina ao anatin'ny hira iray. Dia raha vao ovaina iny dia tonga dia tahaka ny maty ilay hira. Velona ihany fa mitsipozipozy.

17. tess
(
14/01/2008 20:25)
mijereva kely nge toi tf1 e! de ilay quotidien no jerena lay hariva iny fa masika velona mitsy ry zareo raha maka tahaka be fotsiny manao copie coller hono....de misy ilay quentin io tena ovainy tanteraka mitsy lay izy fa tsy de tiko loatra mahasosotra ahy indray ny mihaino azy....
18. ratonga
(
14/01/2008 20:27)
ary tena mba maranitra ko ny mason'i penina nahita hoe i kallie lé mandiha tao an!:D
zah dray dé tsy mahita wé simba lé hira na wé mitsiozipozy ra zah manokana alo dé tiko é! sady hafa ihany ko ngé ny féon'i fafah, fa io samy manana ny tiany tsy hifanomezn-tsiny:°)
zah dray dé tsy mahita wé simba lé hira na wé mitsiozipozy ra zah manokana alo dé tiko é! sady hafa ihany ko ngé ny féon'i fafah, fa io samy manana ny tiany tsy hifanomezn-tsiny:°)
20. ratonga
(
14/01/2008 20:53)
:-D:-D zao aza ny feony vô maika tena tsara ko, mety mbola tara ihany zany zao:-P:-D:-D