fivavahana sy kolikoly

21. fijo ( 17/01/2008 22:54)
hi hi ih ihi aoka letsy fa tssssssssss
22. LazaDaddy ( 17/01/2008 23:20)
rakapy:
mametraka ny fikarohana ho asan'ny satana
izaho mpikaroka sady Kristianina :) fa tsy mbola nanameloka an'i Galileo na tamin'ny anaran'ny tenako manokana na tamin'ny anaran'ny fiangonana :)
23. rabilabila ( 17/01/2008 23:44)
Fa manameloka an'i Darwin :) sa?:)
24. LazaDaddy ( 17/01/2008 23:50)
Inona no antony anamelohako an'i Darwin? Izy aza milaza fa misy fahabangana lehibe (flaw) ny voka-pikarohany.

Ny olona no mandray an-tendrony ny hevitr'i Darwin.
25. rabilabila ( 17/01/2008 23:52)
Hay!! Azafady ary e!!:oops:
26. ikaretsaka ( 18/01/2008 00:23)
LazaDaddy:

izaho mpikaroka sady Kristianina :) fa tsy mbola nanameloka an'i Galileo na tamin'ny anaran'ny tenako manokana na tamin'ny anaran'ny fiangonana :)


satria tsy mbola velona ianao t@ andron'i galileo:-D mazava ho azy!

any @ WYD 2008 mihaona de miresaka misimisy kokoa e:wink:

27. LazaDaddy ( 18/01/2008 00:39)
ikaretsaka> ary i Benedikita Ratsynger ve efa nisy t@ izany? http://www.ekklesia.co.uk/node/6595
28. soanja ( 18/01/2008 01:02)
LazaDaddy:

rakapy:
mametraka ny fikarohana ho asan'ny satana
izaho mpikaroka sady Kristianina :) fa tsy mbola nanameloka an'i Galileo na tamin'ny anaran'ny tenako manokana na tamin'ny anaran'ny fiangonana :)


Misy an'izay tantaran'i Galileo izay mansty tena mampihomehy tokoa teo anatrehan'ny fiangonana.
Nobedesina izy ny Papa sy ny fiangonana iray manontolo ,fa miteniteny foana raha nahita ny fiodin'ny tany sy ny masoandro sns... De sady manaiky tsy sazoka izy no niteny any anaty lambany moramora hoe" But it's still revolving!" ny tany io!:)


29. soanja ( 18/01/2008 01:04)
rakapy:

Ka ireny ilay karazan'olona voafehin'ny baiboly nefa mametraka ny fikarohana ho asan'ny satana dia avy eo anie mampiasa sy miliba amin'ilay asan'ny satana ihany e!!!


Zany ve tsy toy ilay resaka hoe : Izahay tsy mankalaza ny Noely" satria Jesoa tsy nankalaza ny Noely. Dia nefa refa hanontaniana hoe i Jesoa angaha nandeha fiara de tsy mahita ahavaly ny rehetra raha io!


30. LazaDaddy ( 18/01/2008 01:14)
soanja:
Misy an'izay tantaran'i Galileo izay mansty tena mampihomehy tokoa teo anatrehan'ny fiangonana.
Nobedesina izy ny Papa sy ny fiangonana iray manontolo ,fa miteniteny foana raha nahita ny fiodin'ny tany sy ny masoandro sns...
Amiko io tantara io ry Soanja, na niteny irery moramora izy na tsia, tsy "mampihomehy" mihitsy fa tena mampihorikoditra. Ary tsy hoe "nobedesina" izy fa nomelohina ho faty...
31. rabilabila ( 18/01/2008 01:37)
'zay vao azoko ny tian'i LD ahatongavana kay :
Fanenjehana kato 'ndray !!!


Tena mbola ho ela ianareo ireto vao hilamina raha izao no fandehany ka!!

Aleo aho aloha hitsaitsaika raha izany :oops:
32. ikaretsaka ( 18/01/2008 02:13)
tsy azoko mihitsy ilay tsy haritra @ kato anie de hamongorana izao zavatra rehetra izao...
33. LazaDaddy ( 18/01/2008 02:25)
rabilabila> fa angaha ny kato manao kolikoly?
34. ikaretsaka ( 18/01/2008 02:36)
u tell me!
35. rabilabila ( 18/01/2008 10:28)
LazaDaddy

Rehefa miteny ianao hoe " mividy famelan-keloka " dia ireo olona mi-konfesy no resahinao.

Rehefa miteny ianao hoe :
" izaho mpikaroka sady Kristianina fa tsy mbola nanameloka an'i Galileo na tamin'ny anaran'ny tenako manokana na tamin'ny anaran'ny fiangonana "

Tsy mbola nanameloka an'i Galileo tamin'ny anarako = Izaho mpikaroka no tiana aseho.
Na tamin'ny anaran'ny fiangonana = Izaho kristianina fa tsy katolika no tiana aseho.

Avy eo dia asiana resaka Ratzinger kely .

Ataovy aloha izay azahoanareo fitoniana ( hoy i Soanja izay :wink:) ,rehefa tony ianareo amin'ny tenanareo dia ho hitanareo fa mitovy daholo ny zanak'olombelona ,ka ho tonga aminareo ny fifandeferana .Ka tsy ny fisian'ny devoly na tsia ,sy ny fomba fanehoanareo ny finoanareo na tsia no tena manan-danja fa ny fahalalĂ nareo ny mety sy ny tsy mety mba tsy hanohina ireo miara-belona aminareo ,ary mba hahatsara koa ny fiainany .
Zinona moa izay any an-danitra irinareo any raha ny fiainanareo aza voatasin'ny "fanenjehana " ny hafa ? Ohatran'ny ataonareo fifaninana ilay izy hoe " 'za no pré ts'isy zero "

Izay ihany no tiako lazaina.
36. LazaDaddy ( 18/01/2008 11:08)
rabilabila> Hafahafa fijery anie ranamana izany e :)
Rehefa miteny ianao hoe " mividy famelan-keloka " dia ireo olona mi-konfesy no resahinao.
izany an! Fa inona izany hoe "mikonfesy? Dia angaha ny kato irery no mikonfesy? :)
Na tamin'ny anaran'ny fiangonana = Izaho kristianina fa tsy katolika no tiana aseho.
Izay tokoa ve no tiana aseho? Hafa kely indray izany "fikarohana" nataon-drabilabila izany :)
Avy eo dia asiana resaka Ratzinger kely.
Ohatra nomeko ho an'Ikaretsaka iny (contre-exemple) ilazana fa afaka manameloka na tsia an'i Galileo na dia tsy niaina tamin'ny androny aza :) Hoy mantsy Ikaretsaka hoe: "satria tsy mbola velona ianao t@ andron'i galileo mazava ho azy!"

:)
37. ikaretsaka ( 18/01/2008 13:49)
aza miala bala ralaza fa jereo akaiky anie e: fa ny ataonao @ ireo mahita ny tsy maha ampy ny baiboly izao ihany ange no mety nataonao aha velona t@ andron'i galileo ianao e..

tsy nandinika fa tonga de mi condamner.. kanjo rehefa avy any andro 1 nandinika de....nahatsapa le affirmation an'ilay nilaza hoe tsy ampy de de..... de....

izay le oombelona e

de inona ny tsy marina amin'izay!

put yourself in their shoes
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0679