TSY MISY INTSONY NY AZO ITOKISANA !!!!!!
21. diamondra27
(
06/02/2008 11:56)
mbola periode deprime enao de miteny an'zany we tsy misy azo itokisana zany tsony
fa io fo io de tsy azonao baikona fa refa mitempo izy am fotoana tsy ampoizinao na de efa niteny aza ny sainao we tsy hitia intsony de voaravan'ny fo le hevitry ny saina.
(l)(l)(l)
Refa miverina le fahatokisanao de tsarovy aho hoe: zay le lazain'ny diamondra
tanjemo fotsiny mamono tena avant fa ça vaut pas le coup an
mahereza rahavako

22. tsiambaratelo
(
06/02/2008 15:28)
Tena misy mahavita ny hamono tena ve?Ka afaka mipetraka tsara irery,na lahy na vavy!Refa mahatsapa izy fa tsa poinsy!
23. endrika01
(
07/02/2008 08:11)
Ny namana kosa ngalou misy ihany reo azo itokisana é,fa ny olon-tina?
24. melody
(
10/02/2008 22:18)
misy tokoa ny namana azo hitokisana fa na dia izany aza aleo ihany mitandrina
25. moi
(
11/02/2008 07:13)
Amin'ny lafiny ara-bola no heveriko fa sarotra no mahita azo itokisana, fa eo amin'ny fitiavana kosa tena misy azonao itokisana e, mbola tsy sendra ilay tena tia anao angaha ianao ?
26. endrika01
(
17/02/2008 13:13)
moi:
Amin'ny lafiny ara-bola no heveriko fa sarotra no mahita azo itokisana, fa eo amin'ny fitiavana kosa tena misy azonao itokisana e, mbola tsy sendra ilay tena tia anao angaha ianao ?
misy koa miteny hoe tiako ianao,nefa eo am-bava fotsiny ihany,indrindra mou le mpiteniteny foana ireny hoe :vadiko é,piso ko é,tena joko tsorika mahasam-bo-kary!=))=))=))=))=))
27. vakiniadiana
(
25/02/2008 14:20)
aza miezaka ny ahafantatra izay rehetra miseho fa tiavo @ lafiny itiavanao azy ny olona :D