TSY MISY INTSONY NY AZO ITOKISANA !!!!!!
1. endrika01
(
30/12/2007 14:58)
tena marina ve izany?
misy namako mipetraka any an-dafy,tsy hanam-bady
intsony hono izy ,sady tsy te hanana sipasipa'zany satria tsy misy intsony ny lhl azo itokisana.
Tena mba marina ve 'zany ry zareo?
de 'zaho koa 'zany mba hanao hotr'azy
tsy hanam-bady,se tsy hanao sipasipa
'za mila tambitamby kouuuuu:lol::lol::lol::lol::lol:

novalian'i vakiniadiana ny 25/02/2008 14:20
5. niryna
(
31/12/2007 13:23)
endrika01:
tena marina ve izany?
misy namako mipetraka any an-dafy,tsy hanam-bady
intsony hono izy ,sady tsy te hanana sipasipa'zany satria tsy misy intsony ny lhl azo itokisana.
Tena mba marina ve 'zany ry zareo?
de 'zaho koa 'zany mba hanao hotr'azy
tsy hanam-bady,se tsy hanao sipasipa
'za mila tambitamby kouuuuu:lol::lol::lol::lol::lol:
Atra ka ,katsaho aloha ny fanjakan'ny lanitra dia hanampy anao izao rehetra izao. :D
8. Ilitakely
(
04/01/2008 09:42)
za ky ry endrika azo itokisana tsara fa aza manary toky otr'zao a!marn e!ataovb tsara n fifandraisana d ... asaivo mitady anah zany namanao zany fa manala baraka anay lelah malagasy aty andaf
10. diffordi
(
04/01/2008 11:13)
Tsy mitovy ny Lhl rehetra akia ry Endrika an! Fa mitovy ny fombanareo Vehivavy ihany io hoe misy ny mitakoritsika, mifosafosa, etc... Dia mba misy koa ny bandy mampirafy, mamo lava, miodina,etc... Fa ny anjaranao dia ilay @ tadiavinao mbola mandehandeha any izy e:*(l)
11. Veloo
(
04/01/2008 14:39)
efa vitsy mihitsy aloha ny olona (la sy vavy) azo atonkisana ankehitriny e....
12. kelly13
(
04/01/2008 15:15)
mahagaga tokou nge e, firy² zao ny celibataires satria matahotra ny décus (na lahy io na vavy an)sy harary fo. :?
14. endrika01
(
05/01/2008 15:07)
sakaizakely:
tsy misy intsony ny lhl azo itokisana.
vhv indray alaina e !
Vehivavy indray alaina é,angah misy an zany ao @ BAiboly hoe :nareo vhv manambadia vhv hoatran'nareo??
Sakaizakely ty anié ka be vazivazy é,iza ary ny vhv hitanao mbô ho ahy é?=))=))=))=))=))=))=))=))
16. accpt1
(
02/02/2008 19:57)
ratsy vitana izany sipa izany, sendra ny olona ratsy fona, misy fona ny tsara na ny vehivavy ary de mitovy @zany koa ka miankina @vitana sy ny anjara io
bonne chance daholo zay mbola mitady
bonne chance daholo zay mbola mitady
17. endrika01
(
03/02/2008 13:17)
accpt1:
ratsy vitana izany sipa izany, sendra ny olona ratsy fona, misy fona ny tsara na ny vehivavy ary de mitovy @zany koa ka miankina @vitana sy ny anjara io
bonne chance daholo zay mbola mitady
ny fitiavana amiko aloha tsy resaka vintana mihitsy é
18. endrika01
(
03/02/2008 13:19)
iiiieeee,mety ho izany no nahatonga azy
tsy hieritreritra ny hitia ntsony.
de zaho koa mba te hianatra an'izay
nefa inona moa no tombotsoa!(l)
tsy hieritreritra ny hitia ntsony.
de zaho koa mba te hianatra an'izay
nefa inona moa no tombotsoa!(l)
19. melody
(
04/02/2008 11:37)
endrika01: ny tombotsoa ve? tsy ahazo (l) blessé enao
fa marina tokoa fa vitsy ny olona azo hatokisana na lhl io na vhv na hoany mpifankatia na mpinamana tsotra izao.
fa marina tokoa fa vitsy ny olona azo hatokisana na lhl io na vhv na hoany mpifankatia na mpinamana tsotra izao.
20. endrika01
(
06/02/2008 08:02)
melody:
endrika01: ny tombotsoa ve? tsy ahazo (l) blessé enao
fa marina tokoa fa vitsy ny olona azo hatokisana na lhl io na vhv na hoany mpifankatia na mpinamana tsotra izao.
Tena marina izany!Sady ny lhl be mokon-doha dôly de ze tiany foana fa ianao tsy mana-tsafidy!